Vonona hanohy ny fifaninanana iraisam-pirenena miandry azy amin’ity taona 2025 ity, ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Laura. Ny”Grand Prix de Qingdao 2025″ ny fifaninanana hatrehiny, ny 26 hatramin’ny 28 septambra izao, any Chine. Hatreto, fifaninanana iraisam-pirenena 3 no vitan’i Laura, ary vonona izy ny hanohy izany manomboka amin’ity volana septambra […]
Taratra
« Muay Thai Tournament 2 » : Hitiliana izay hiatrika ny « Trophée de Choc 2026 »
Hotontosaina ny alahady 21 septambra izao, ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny andiany faharoa amin’ny « Muay Thai Tournament ». Fifaninanana hitiliana izay hiatrika ny ady iraisam-pirenena, toa ny « Trophée de Choc 2026 ». Ny klioban’ny GISL (Grande île sports loisirs ) no mikarakara izao fifaninanana izao, ahafahana mitily […]
Baolina kitra – Cosafa U17 : Nidiram-baolina 13 ny Barea zandriny
Nangidy sy navesatra tamin’ny mpitia baolina kitra ny vokatra azon’ny Barea, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa cup), sokajy U17. Faharesena telo no azo ary nitana ny rambony tao amin’ny vondrona “B” izy ireo. “Resy lava!” Nosembanin’ny raho-maintin’ny Barea sokajy U17, ilay fifaliana mavaivay […]
Kaominin’i Bemasoandro : Nahoraka ny fitsenana an-dry Feno, Manda, Antonio, Barea Chan mpilalao
Manetriketrika! Noraisina tamin’ny fomba miavaka teny amin’ny kaominina Bemasoandro ireo mpilalao telo mirahalahy, izay nandrafitra ny Barea, nitondra avo ny voninahi-pirenena, nandritra ny “Chan 2024”. Ny alahady lasa teo, nafana sady nalaza teny amin’ny kaominina Bemasoandro sy tetsy Itaosy iray manontolo ny fandraisana an’ireo mpilalao telo mirahalahy, i Manda, Fenohasina […]
VAOVAO TAMBATRA
Namoaka ravim-bola vaovao 10 000 Ar sy 20 000 Ar ny Banky foiben’i Madagasikara. Mitovy endrika amin’ny vola efa nisy ihany izy ireo saingy ny mampiavaka azy dia ahitana kofehy fiarovana vaovao. Hita ilay kofehy rehefa atongilana, izay miendrika kofehy mitapatapaka miova loko maitso sy mena. Rehefa ahetsika miakatra sy midina indray […]




