Eletrauma, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Anarana tarika toa vaovao, kanefa efa fantapantatra ihany ireo mpikambana, izay efa mpiaraka hatry ny ela: Kevin Mirija (saxophone), Finoana (ampongamaroanaka), Miranto (gitara) ary i Vazo (gitara beso). Hiaka-tsehatra, anio manomboka amin’ny 8 ora alina, izy ireo, hizara mozika maroloko. Miainga amin’ny jazz, mandalo […]
Taratra
« Angaredona Mozika Festival » : Handray vahiny mpanakanto Ambohimanga
« Kolontsaina mampiray firenena ». Tsy lohahevitra voizina fotsiny fa tena zava-misy marina io. Izay no hindrahindrain’ny “Angaredon Mozika Festival”, izay miditra amin’ny andiany faha-19 amin’ity taona ity. Hotontosaina ny 13 hatramin’ny 21 septambra izao ity hetsika goavana ho an’ny mozika miaina ity, eny Ambohimanga Rova. “Handray vahiny mpanakanto roa, […]
“Madajazzcar Festival 2025”: Ahitana fivelarana lehibe ny andiany faha-36
Iray amin’ireo hetsika kolontsaina lehibe indrindra fanao isan-taona ny “Madajazzcar Festival”. Misy hatrany ny fanatsarana sy ny fanatevenana. Tranga mitarika any amin’ny fivelarana lehibe, amin’ny lafiny maro izany. Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-36 ny “Madajazzcar Festival” ho an’ ity taona 2025 ity. Fisokafana sy fivelarana lehibe no ho hita manomboka […]
Manjavozavo ny hoavy: Beazina ho vahiny eto amin’ny taniny ny Malagasy
Taona 1960, niverina tamin’i Madagasikara ny fahaleovantenany. Samy nanana ny niheverany io tranga io sy ny zava-mifamatotra aminy. Ny niraisan’ny loha: « afaka isika. Antsika amin’izay i Madagasikara sy ireo momba azy rehetra». Izay tokoa no nitranga?… Afaka? Tany ambadik’Imanareza, nanana ny maha izy azy ny Malagasy. Nitohy taty amin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana, anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana nasionaly N1A, lahy sy vavy, taranja basikety. Hanokatra ny lalao, anio, ny eo amin’ny sokajy vehivavy, izay hifanandrinan’ny GNBC Analamanga sy ny Varsity Anosy ary ny MB2ALL Analamanga sy ny Dunamis Analamanga, amin’ny 9 ora maraina. Hotanterahina ny […]




