Hiova endrika manomboka amin’ny fifaninanam-pirenena 2025/2026 ny kianja CFFA Andoharanofotsy. Hisy “tribune” sy “vestiaire” ary voafefy ny manodidina ny kianja filalaovana. Hanomboka ny 10 septambra ho avy izao ny asa fanamboarana, araka ny nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny ligin’Analamanga Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny ligin’Analamanga, sady mpitantana ny klioba CFFA tamin’ny mpanao […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Lanonana roa sosona no notanterahina ao Maintirano, faritra Melaky. Ny lalaon’i Melaky sy ny festival Barea andiany voalohany. Haharitra 10 andro ny hetsika, izay nohararaotina amin’ny fanentanana momba ny fiarovana ny tontolo iainana. Niresaka momba ny fanamafisana ny fiaraha-miasa efa nisy ny teo amin’ny MTEFoP sy ny masoivohon’i Inde. Lafim-piaraha-miasa […]
Iray volan’ny Alzheimer : Hisy ny fihaonana amin’ny fianakavian’ny marary
Volana maneran-tany ho an’ny aretina alzheimer ny septambra, manao antso ho an’ny isam-batan’olona, ny mpiasan’ ny fahasalamana, ny fiarahamonina ary ny fanjakana handray andraikitra ny fikambanana Madagascar Alzheimer Masoandro mody. Mbola mipetraka ho sakana tsy ahafahana mitily ny aretina mialoha sy mitondra fitsaboana mahomby ny fanilikilihana sy ny hevitra raiki-tampisaka […]
Aorian’ny fahafahana bakalorea: Etsy amin’ny LJJRA ny « Salon de l’étudiant »
Hotanterahina eo amin’ny Lycée JJ Rabearivalo Analakely ny « Salon de l’étudiant », karakarain’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa miaraka amin’ny CIDST Tsimbazaza, ny 4 hatramin’ny 6 septambra izao. Amin’io fotoana io no hahafantaran’ny mpitsidika ny karazana oniversite misy eto Madagasikara sy ireo karazana lalam-piofanana misy. Hanana tranoheva amin’izany ireo […]
“High School Scholarship »: Vatsim-pianarana omen’Ambatovy an’ireo mpianatry ny Lycée
Manome tohana mitohy eo amin’ny lafiny fampianarana, manomboka amin’ny ambaratonga faharoa hatrany amin’ny Oniversite, izay haharitra 10 taona Ambatovy, noho ny fisian’ny fandaharanasa vaovao. Manomboka amin’ny taona faha-6 amin’ny ambaratonga faharoa ka hatrany amin’ny taona fahatelo eny amin’ny Oniversite izany. Manamafy ny fandraisany andraikitra amin’ny fanohanana ny fanabeazana ao anatin’ny […]




