Mandalo fotoan-tsarotra i Kanto Fitiavana Voahariniaina na i Bolo, Malagasy mpilalao baolina kitra atsy Allemagne, ankehitriny. Araka ny vaovao voaray omaly, avy any an-toerana, nofaranana ny fifanarahana teo aminy sy ny kliobany any an-toerana, Hertha 03 Zelhendorf. Azo lazaina ho niharan’ny tsy rariny ihany ity Malagasy mpilaravinahitra any ivelany ity […]
Taratra
Fifa Indian Ocean U15 Festival : Tompondaka ny Barean’i Madagasikara lahy sy vavy
Nisongadina indray ny Barean’i Madagasikara, sokajy zandriny U15, nandritra ny Fifa Indian Ocean Festival. Nanao poa-droa ny Malagasy rehefa voahosotra ho tompondaka ny zazalahy sy ny zazavavy. Tsy nisy naharesy ny Barea tamin’ireo lalao rehetra nataony. Hifarana anio, ao amin’ny Kianja Côte d’Or National Sports Complexe Maurice, ny fifaninanana “Fifa […]
FANTINA sy FINTINA
Voatendry ho mpanolotsaina teknikan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Rakotoarisoa Faniry Alban na i Bàbà. Nambarany fa tena mbola tsy madio ny ranon’Ikopa, mbola laoranjy. Mitohy ny fanadiovana. « Tsy vita indray andro fa mila firaisankina sy fifanomezan-tanana ary avela hiasa malalaka sy haingana ny governemanta », hoy izy. Namaly ny feo miely […]
Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama : ”Tsy azo ravana ny andrimpanjakana mijoro”
“Raha tiana handroso i Madagasikara, aleo mifanome tanana sy miara-mientana”, hoy ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama tamin’ny mpanao gazety teny Tsimbazaza, omaly, tamin’ny famaranana ny fifanatrehan’ny Antenimierampirenena sy ny governemanta. Ekena ny hoe hotsarain’ny depiote ny asa vitan’ny governemanta, fa tomponandraikitra avokoa ny rehetra na mpanatanteraka na ny mpanao fanaraha-maso. Tsy […]
Nivadika ny rasa
Tsy hay intsony izay fizotry ity raharaham-pirenena ity. Hafa ny lazain’ny vava, hafa no tanterahina. Mivadika ho mpitari-bato vilam-bava ny ankamaroan’ny mpahazo seza. Izay tsy nahazo mbola mitatatata, milaza ho voafitaka. Miaka-pofona ka efa milaza hanongana indray. Ny henjana aza efa mahita izay manahy koa ny ainy. Tena mampametram-panontaniana, […]





