Niosim-pasika ny faritry ny tarehin’ny vehivavy iray hita faty amoron-dranomasina, tao Anosindafaza, fokontany Analamalotra, kaominina ambanivohitra Antetezambaro, afakomaly hariva. Niala ny trano fonenany ny marain’ny andro alatsinainy lasa teo, ity vehivavy ity. Tsy niverina nody izy ny atoandro. Niandry azy ireo fianakaviany saingy tsy hita ny nanjavonan’ilay renim-pianakaviana. « Niala tao […]
Taratra
Notakina 50 tapitrisa Ar : Ramatoa natao takalonaina avotry ny zandary
Avotry ny zandary avy any Mahajanga sy avy ao Ankazomborona ny renim-pianakaviana nataon’ny jiolahy takalonaina. Nokasain’ireo olon-dratsy natakalo vola mitentina 50 tapitrisa Ariary izy. Voasambotry ny zandary ny zoma lasa teo, ny sasany tamin’ireo jiolahy tompon’antoka amin’ny resaka fakana an-keriny ramatoa iray, tany amin’ny kaominina ambanivohitra Ankazomborona Amboromalandy, distrikan’i Marovoay. […]
FANTINA sy FINTINA
Naneho hevitra fohy amin’ny « Facebook » ny depiote, Andriamananoro Augustin manoloana ny raharaham-pirenena. Nambarany fa tsy tokony hosimbaina ny soatoavina. « Tsy mahasoa ny fihantsiana sy ny ramatahora. Hajao ny fahendrena fa efa miroso amin’ny fifampiresahana ny FFKM. Hikatsahantsika fitoniana sy vahaolana izany », hoy izy. Manameloka ny famafazana lainga sy ny fanaparitahana […]
Andrimpanjakana : Narodana ankoatra ny Antenimierampirenena
“Izahay mpikambana eto anivon’ny fiadidiana iombonan’ny filoham-pirenena ho amin’ny fanavaozana dia mamoaka ny didy hitsivolana ara-panorenana lah. 2025-001, izay mampiato ny lalàmpanorenana tamin’ny 11 desambra 2010 amin’ireo andininy mifanipaka amin’ity didy hitsivolana ity ary mametraka ireo rafitra fanavaozana nasionaly”. Io ny fanambaran’ny miaramilan’ny Capsat, notarihin’ny Kly Randrianirina Mickael, teny amin’ny […]
Mila jadona
Sambany ! Dimy mirahalahy be izao ny filoham-panjakana malagasy manomboka, omaly. Tafapetraka ny Komitim-pirenena miaramila sy sivily hoentina manarina an’i Madagasikara. Raha ny isa nambara ao anatin’ilay rafitra aloha dia mahavelombolo satria dia taratry ny fitsitsiana tokoa. Tsy hirobaroba ny mpitondra, hanao izay hanodinana ny raharaha. Ny zava-dehibe aloha, dia […]





