Taratra

TSELATRA

Lehilahy iray nosamborin’ny polisy avy ao amin’ ny CSP4 Isotry, afakomaly hariva tamin’ny 7 ora sy sa­sany, teny La Réunion Kely. Tratra nanao herisetra ta­min’ny vadiny izay bevohoka izy. Nodaroany mafy ilay ve­hivavy ka naratra, ary tsy maintsy naiditra hopitaly. Tonga ara-potoana ny polisy ary nisambotra ilay nahavanon-doza. Manentana ny […]

Toamasina: Notriarin-dramatoa zava-maranitra ny vadiny

Norasain-dramatoa tamin’ny zava-maranitra « lame » ny vadiny tao Ankirihiry, parisela 11/58, kaominina Toamasina, ny 12 jona teo. Tsy nanana sigara ho fohana, nangataka tamin’ny ramatoa vadiny hitsoriaka hividy any an-tsenakely io lehilahy io. Nifanena tamin’ny namany anefa izy ka tafaraka nisotrosotro. Nilaza ho tsy manam-bola io lehilahy io saingy tsy nanaiky […]

Fahapoizinana tamin’ny sakafo: Tanora vao erotrerony 12 mianadahy niara-maty

Tanora miisa 12 no maty vokatry ny fahapoizinana ara-tsakafo ny alin’ny sabotsy lasa teo, teny Ambohimangakely. Mbola misy 13 mianadahy anaty fahasarotana hatramin’ny fotoana nanoratanay. Araka ny vaovao navoakan’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina halina, 12 no namoy ny ainy tamin’ilay fahapoizinana ara-tsakafo teny Ambohiman­gakely, ny alin’ny sabotsy. Maty tao […]

Herisetra amin’ny varira: 24 nalaina an-keriny, 12 no maty tamin’ity taona 2025 ity

Voasokajy ao anatin’ ny marefo ny olona manana toetena va­rira satria iharan’ny herisetra maro. Iray amin’ireny ny fakana an-keriny sy ny famonoana amin’ny fomba feno habibiana Manodidina ny 800 ha­tramin’ny 1 000 eo ny isan’ny olona ma­nana toetena varira (albinisme) voaisa eto Mada­gasikara, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny fikambanana […]