Tontosa omaly, tetsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny manasa-dalana roa hiadiana ny ho tompondaka “Fédéral 2”, taranja rugby. Tafavoaka ho mpandresy ary hiatrika ny famaranana ny RCSA Anosibe sy ny Rosa Club de l’Imerina. Efa tany amin’ny minitra farany vao nahazo ny tapakila hanohizany ny dia ny Rosa, nanoloana ny […]
Taratra
Karate : Nosokafana omaly ny seminera ho an’ny “cadres”
Nosokafana omaly, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny seminera natokana ho an’ny “cadres”, ahitana mpanazatra, mpitsara ary mpitantan-draharaha eo anivon’ny Federasionin’ny Karate-do malagasy. Omaly vao nanomboka nisoratra anarana ireo hiatrika ny seminera ka tsy mbola fantatra ny isan’izy ireo, araka ny nambaran’ny filohan’ny federasionina, Ratefinanahary Emile. Tanjona ny hahazoana “cadres qualifiés”, […]
VAOVAO TAMBATRA
Vina ny hampakatra ny harinkarena faobe avy amin’ny indostria ho 30% amin’ny taona 2040, raha toa ka mbola 15% monja izany ankehitriny. Iray amin’ ireo fitaovana lehibe hanatanterahana izany ny tetikasa fampandrosoana ny faritra, ny fanodinana ny vokatry ny fambolela any amin’ny faritra Atsimo andrefana (PTASO). Tombanana ho 120 000 […]
Kaominina Fotadrevo : Mamokatra grafita 17 000 t/taona ny NextSources
Nidina ifotony tany amin’ ny kaominina Fotadrevo, distrika Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, ny alakamisy 16 avrily teo, ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Andriamparany Carl. Notsidihiny tamin’izany ny toeram-pitrandrahana misy ny tetikasa Molo. Fitrandrahana mamokatra manjarano na grafita. Mamokatra 17 000 taonina, isan-taona, ny orinasa NextSources. Akora aondrana any ivelany, […]
Ladoany : Tafatsangana ny Sendikan’ny inspektera SIDM
Notanterahina ny zoma 17 avrily teo ny fivoriambe ara-potoana voalohany, an’ny Sendikan’ny inspekteran’ny Ladoany eto Madagasikara (SIDM). Fotoana nankatoavana ny sata mifehy sady nanitsiana ny andininy sasany ihany koa. Tafapetraka ny mpikambana isam-baomiera ao anaty birao mpitantana, hanatanteraka ny vinan’ny sendika. Nambaran’ny filohan’ny SIDM, i Daramanana Andriamanalina Herizo Geroges, fa […]




