Nitohy ny famoahana boky ao anatin’ny “Projet Ressources Educatives de l’IFM”. Teny amin’ny Trano fivarotam-boky “Tsipika” Ambohijatovo sy tany amin’ny “Fakra” Toamasina no nandray izany hetsika izany, omaly. Ny boky « Ny hafatr’ireo tavoahangy plastika », « Ariela sy Arialy » ary « Zaridainakeliko » no navoaka nandritra izany. Ankizy mpianatra, Ray aman-dreny, mpampianatra, mpanoratra ary […]
Taratra
Madajazzcar 35 taona : raikitra ny « International Jazz Day »
Tafiditra ao anatin’ny fampivelarana ny jazz sy ny faha-35 taonan’ny hetsika “Madajazzcar”. Hotanterahina eto Antananarivo ny 30 avrily sy any Antsirabe ny 1 mey izao ny fanamarihana ny « International Jazz Day ». Ho an’Antananarivo, ao amin’ny Le Point d’exclamation Louange Bar Analakely no hanatontosana ny seho, izay hizara roa. Fizarana voalohany, […]
Sarotra resena ny hosoka: 2 000 Ar dia mahazo boky amin’ny endriny PDF
Mahakivy ! Tsy ny tontolon’ny mozika irery no misedra olana amin’ny piraty, indrindra amin’izao firoboroboan’ny teknolojia izao. Sedra lehibe atrehin’ny rohim-boky koa ny fivarotana amin’ny endriny niomerika, izay mahazo vahana ankehitriny. Nahavelom-bolo ny fahamaroan’ny mpankafy boky, tonga nitsidika ireo tranoheva nandritra ny hetsika « Tokotany be », teny Mahamasina ny faran’ny herinandro teo. Tsapa […]
Sehatry ny fandraharahana: lany filoha hitantanana ny FEAA i Samarthe Anny Corine
Taorian’ny fahataperan’ny fotoam-pitondran’ny mpitantana ny fikambananan’ny vehivavy mpandraharaha ao anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana (FEAA) teo aloha. Niroso tamin’ny fifidianana izay ho filoha vaovao ny mpikambana. Lany nandritra izany i Samarthe Anny Corine, vehivavy 32 taona Mpandraharaha iray tompon’ny orinasa Amara, misahana ny taovolo sy endrika, ny trano sy taozavatra vita […]
VAOVAO TAMBATRA
Voarara ny fanahazana vary eny amin’ny lalam-pirenena. Nidina ifotony, nanentana sady nilaza tamin’ny tompony ny hanesorana ny vary eny amin’ny arabe ny zandarimaria, nanomboka, omaly. Nentanina ny kaominina hanentana ny rehetra fa ho an’ny fiarakodia ny lalam-pirenena, ho an’ny mpandeha an-tongotra ny sisin-dalana. Mitohy ny fampiofanana maimaimpoana ny fiompiana trondro […]




