Taratra

Fanapahan-doha: sorona sy fanakorontanana

Trangam-piarahamonina mampivarahontsana ny maha­ka­sika ny fanapahan-doha olona tao atsimon’ny Nosy. Voa­ma­rina fa misy ny mpanao  sorona. Misy ny fanakorontanana. Toy ny re­saka taolam-paty, tsy hita mazava anefa ny tena “Deba”. Fanadi­hadiana. Nirongatra ny fanapahan-doha tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Nifanindran-dalana tamin’ny halatra voamaso sy ny famonoana zaza varira izany. Nisy ny […]

TARATRY ny KANTO

Hiandraikitra vonjimaika ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, Rafaravavitafika Rasata, minisitry ny Raharaham-bahiny. Tontosa omaly, tao amin’ny efittrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny minisitra Andriamananoro Augustin. Ito farany izay nametra-pialana noho izy ho kandidà solombavambahoaka. Nivoaka ny faran’ny herinandro teo ny “Tranga”, rakikira fahatelon’i Lemanana. Mirakitra hira […]

Tranomboky : mandray boky tonta

Misokatra sy mandray boky tonta na tsy miasa intsony ny tranomboky Analakely nanomboka omaly hatramin’ny 30 avrily ho avy izao. Tsy ao ihany fa misandrahaka amin’ireo tranomboky 16 manerana ny boriborintany enina ihany koa izany. Zavatra kendrena ny hampirisihana sy hifampizarana fahalalana. Hanamafisana ny fahazahoana mamaky teny ao anatin’ny fiarahamonina […]