Manampy betsaka amin’ny sehatry ny fahasalamana ny fananana angon-kevitra. Antony hanohanan’i Etazonia ny tetikasa fitantanana izany. Miditra tsikelikely anatin’ny fahamatorana eo amin’ny fitantanana angon-kevitra, eo amin’ny sehatry ny fahasalamana, i Madagasikara. Zava-dehibe ny fananana izany amin’ny fanaovana tombana sy vinan’asa eo amin’ity sehatra ity. “Mitondra fanampiana ho an’i Madagasikara izahay […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Ho tafaraka indray ry Tselonina sy Levelo. Tsy avelan’ny mozika hifanalavitra, indrindra koa fa mitady hatrany ny fiarahana ireo mpankafy. Manome fotoana azy ireo indray, etsy amin’ny Piment Café Behoririka ny tarika roa tonta. Hanampy azy ireo mandritra izany koa i Feno sy Mparany, mpitendry efa manaraka an’i Tselonina no […]
Rar Project: Pi-maso ho an’ny mpankafy « rock alternatif »
Mpanakanto maromaro atambatry ny fitiavana ny “rock alternatif” etsy andaniny. Mitovy tanjona koa, etsy ankilany, izy ireo. Nivondrona anatin’ny Rar Project mba hizara sy hivoy izany, toy izay hitranga ny zoma 5 jona izao, eny amin’ny Madagascar Underground Antsahavola, manomboka amin’ny 6 ora hariva. Tsy fampisehoana tsotra fotsiny fa mandeha […]
Misaona ny lalao fanorona: Nodimandry Rakotovao F. Olivier
Nitondra anjara biriky maro tamin’ny fampivelarana sy fanomezan-kasina ny fanorona Rakotovao Fanomezantsoa Olivier, iray amin’ireo mpilalao fanorona sady mpikaroka momba ity lalaon-tsaina sady kolontsaina malagasy ity. Tao anatin’ny 42 taona no niseharany tao anatin’ity tontolon’ ny fanorona ity. Efa filoha lefitry ny Federasionina fanorona malagasy izy ny taona 2017 ka […]
Tarika Kiaka: 40 taona niainana ny mozika Rock
Niforona ny taona 1986 ny tarika Kiaka. Maro ny dingana nolalovana, niainga tamin’ny tsy nisy, saingy anisan’ny tarika sangany ankafizin’ny maro nandritra izay 40 taona izay. Nosantarina tamin’ny andron’ny faran’ny taona 2025 hiditra ny 2026, ny fankalazana ny faha-40 taon’ny tarika Kiaka. Miditra ao anatin’ny ivon’ny fankalazana izy ireo, ankehitriny, […]





