Tra-tehaka tao amin’ny tokantrano iray teny 67 Ha ny zana-tsokatra miisa 152, ny alin’ny 30 marsa teo. Natao tanaty valizy roa izy ireo, karazana « Astrochelys radiata », ka azo heverina fa mety kasaina hoentina any ivelany. Olona tsara sitrapo no nampandre ny Polisim-pirenena ao amin’ny kaomisaria 67 Ha, ary niara-niasa tamin’ny […]
Taratra
Angovo azo avaozina : Hisy fihaonambe hanampiana ny tanora, karakarain’ny FabLab EnR-out
Hanampy an’i Madagasikara hakany amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina ny fahaiza-manaon’ny tanora. Hisy araka izany ny fihaonambe natokana hampirantiana ny zava-bita sy ny traikefa hanana ary hanamora ny fidiran’izy ireo eo amin’ny sehatry ny asa. Tombony! Maharitra 2 800 ora isan-taona ny taramasoandro azon’i Madagasikar. Mamokatra 5 ka hatramin’ny 7 […]
FANTINA sy FINTINA
Nampidirina vonjimaika am-ponja ny talen’ny ivontoerana fanofanana amin’ny asan’ny mpisolovava, IFPA, teo aloha, araka ny fampitam-baovaon’ny Bianco, omaly. Anisan’ny vesatra iampangana azy ny kolikoly sy ny fandraisana mpianatra 19 taona, raha 21 taona no fetran-taona farany ambany takina amin’ny fiatrehana ny fanadinana. Nambaran’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, omaly, fa […]
Fitantanana an’Antananarivo Renivohitra: Ben’ny Tanàna vonjimaika Rajonson Zaratiana Finaritra
Nandray ny asa maha ben’ ny Tanàna vonjimaika azy ny lefitra voalohany ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Rajonson Zaratiana Finaritra. Notontosaina tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, omaly, ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny ben’ny Tanàna teo aloha, Ramanantsoa Harilala. Nialoha izany, nanatrika hetsika roa samy hafa ny mpitantana teo aloha, […]
Zotra tsy maintsy arahina
Nirongatra indray tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana amoizana ain’olona. Loza tsy nahy sy tsy ampoizina avokoa ny ankamaroany. Misy ihany ny tsy fitandremana isan-karazany. Raha ny zava-misy ankehitriny, tsy ampy ny filazana fa tandrevaka no fositra. Misy tokoa ny loza, tsy hay hazavaina. Mijininika ny ra, miampatrampatra ny maty. Tsy […]





