Ankoatra ny fandraisan’ny ekipa malagasy anjara amin’ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka aty amin’ny ranomasimbe Indianina, taranja volley-ball, manana solontena ihany koa i Madagasikara eo amin’ny lafiny fitsarana lalao. Malagasy 3 no hitsara lalao any Seychelles mandritra ity fifaninanana ity. Ahitana an’i Mamitiaina Tsifolakasy Herizo, mpitsara federaly sy Koera Félix […]
Taratra
Rallye : Kandidà roa hifaninana ho filohan’ny federasionina
Ho fantatra amin’ny 21 marsa ho avy izao izay ho filoha vaovao hitantana ny Féderation sport-automobile de Madagascar (FSAM). Kandidà roa no hifaninana ho amin’izany, izay olona ao anatin’ny tontolon’ny taranja mekanika avokoa. Nikatona ny alahady lasa teo ny fandraisana ny taratasy ho an’ireo hifaninana ho filohan’ny Féderation sport-automobile de […]
Fiatrehana fifidianana : Nisy ny fiaraha-midinika tamin’ny solontenan’ny OIF
Fanohanana ny dingan’ny fanavaozana miainga eny ifotony ao anatin’izao fitondrana Fanavaozana izao ny Repoblikan’i Madagasikara, tarihin’ny filoham-panjakana, ny kolonely Randrianirina Michaël, izao. Izay no anisan’ny niompanan’ny fifampidinihana tamin’ny fitsidihana ara-pomba fifanajana nataon’ny solontenan’ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an’ny firenena miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay (OIF), aty amin’ny faritry […]
Zanak’Androy : Manameloka ny faniratsirana ny Filoha
Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny Acsa Ambohidahy, ny zanak’Androy. Navoitran’izy ireo tamin’ny fanambarana nataony ny fanamelohany ny faniratsirana sy fanimbazimbana ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, tamin’ny alalan’ny sary maka endrika alika. «Melohinay tanteraka ny fampitoviana ny filoha Randrianirina Michaël amin’ny amboa amin’ny maha zanakay […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina tamin’ny boriborintany eto Antananarivo ny fizarana fanampiana sakafo ho an’ireo fianakaviana marefo vokatry ny fandalovan’ny rivodoza nifanesy. Nisy ny fiakaran’ny rano tany amin’ireo toerana sasany eto an-drenivohitra, ny herinandro teo. Vary sy biscuit fortifiant no nozaraina tamin’ireo traboina, hanamaivanana ny fahasahiranana atrehiny. Tokatrano miisa 421 ao anatin’ny distrika Tana […]





