Tsy mitsitsy amin’ireo misandoka ny asany ny Holafitry ny mpitsabo nify eto Madagasikara. Lehilahy 3 indray no nampidirina vonjimaika am-ponja miandry ny fotoam-pitsarana azy rehefa tratra nanao asa fanalana nify sy fanaovana solonify tany Vangaindrano, faritra Atsimo Atsinanana. Lamandy 2 000 000Ar hatramin’ny 50 000 000Ar sy fampidirana am-ponja 2 […]
Taratra
Diary nofy III : Haverina ny fitiavan’ny mpianatra ny vakiboky sy ny vakiteny
Nanomboka ny taona 2024 no niara-niasa amin’ny masoivoho britanika ny ONG Teach for Madagascar. Hamerina ny fitiavan’ny mpianatra mamaky boky sy mampianatra mamaky teny ny tetikasa “Let’s read” ataon’izy ireo. Efa nosantarina ny taona 2019 ny tetikasa amin’ny famokarana ny Diary nofy I ho an’ny mpianatra eny amin’ny EPP. Natolotra […]
TARATRY ny KANTO
Andiany faha-163 ny « Concert classique de midi ». Anisan’ny hiavaka ny fandaharam-potoana hanamarihina izany. Fihaonan’ny zavamaneno roa, violon sy piano, iarahana amin’Iavy Raobeloson sy Sitraka Ramarosandratana. Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny IFM Analakely, ny alarobia 26 novambra izao, manomboka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro. Hanakoako eny an-toerana ny sanganasan’i […]
Fiovana sy fanovana : Mila mamantatra ny Malagasy ny mpitondra
Anisan’ny olana goavana tsy mampandroso an’i Madagasikara hatramin’izay ka hatramin’izao ny tsy fahalalan’ny mpitondra ny antsoina hoe “Malagasy”. Izany hoe, tsy fantany ireo mampiavaka azy toy ny fomba amam-panaony, ny kolontsainy, ny tantarany, ny finoany sy ny fahalalany, sns. Vokany, toy ny miteny an-tany efitra izy ireo (mpitondra isan-tsokajiny), manoloana […]
« Samy mbola hafa » : Hiaraka indray ry ‘Zay sy Tovo J’Hay
Raha hoe ny tena « indray nihira », angamba, ry Tovo J’Hay sy ny tarika ‘Zay…Efa maherin’ny 25 taona, fa ampiarahan’ny mozika sy ny mpankafy azy ireo hatrany. « Samy mbola hafa », io indray ny lohatenin’ny fiarahana an-tsehatra manaraka, hotontosaina ny sabotsy 22 novambra izao, manomboka amin’ny 3 ora, eny amin’ny CCI Ivato. […]




