Taratra

« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC

Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana any amin’ny faritr’i Toamasina, ny Disciples FC Vakinankaratra. Araka ny vaovao efa miely, manerana ny tambajotran-tserasera, hifandona amin’ireo mpilalao milaravinahitra sy ireo nandrafitra ny Barea Chan farany teo ity klioba avy atsy Vakinanka­ratra ity, ny 28 desambra ho […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny loharanom-baovao voaray omaly, avy eo anivon’ny tomponandraikitry ny CFEM, fantatra fa nisy ny fivoriana teny anivon’ny Federasionina malaga­sin’ny baolina kitra (FMF), omaly, mahakasika ny fitohizan’ny fifaninanam-pirenena « Pureplay Football League », sy ny fifanintsanana D2 nasionaly. Andrasana, araka izany, ny vokatr’izany fivoriana notontosaina omaly izany. Nikatona omaly ny fifidianana ny […]

JJB-“Monde Amateur” : Resy tamin’ny “soumi­s­sion ” i Nomasy

Ny sokajy Amateur no nisantatra ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu Bre­ziliana, tanterahina any Abu Dhabi. Nanana solontena tamin’ izany i Madagasikara, izay ahitana an’i Nomasy. Resin’i Oliver Gahrmaker, tamin’ny alalan’ny “soumission”, izy. Anisan’ny nandray anjara teo amin’ity sokajy Amateur ity ihany koa i Bryan, lavon’i […]

CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace

Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans frontière (TSF) ary ny Alsace Destination Tourisme (ADT). Tany Colmar, Alsace, Frantsa, ny 10 sy 11 novambra, ireo mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanana (CA) ny Ofisim-paritry ny fizahantany (ORT) Boeny, Betsiboka, Sava ary Isalo, Ihorombe. Fanohizana ny nandraisan’izy […]