Taratra

Fampandrosoana ny toekarena : Hifanome tanana ny fanjakana sy ny tsy miankina

Fifanakalozana. Niompa­na tamin’ny fanorenana ny toekarena ny dinika andiany fahavalo ho an’ny fifanakalozan-kevitry ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina (8ème table ronde économique) niarahana tamin’ny Vondrona eoropeanina (UE), omaly, tetsy Ambodivona. Hi­rafimbona ny roa tonta hana­tsara ny rafi-pamokarana eto amintsika izay mbola ambany; satria ampahadimin’ny salanisa ankapobeny eto amin’ny […]

Fitrandrahana drakaka : Misokatra ho an’ny Malagasy mpandraharaha

Kitro ifaharan’ny fampandrosoana ny firenena ny toekarena manga. Ankehitriny, misokatra tanteraka ho an’ny Mala­gasy mpandraharaha ny fitrandrahana drakaka. Na izany, mila manaja ny fitsipika hifampifehezana ny rehetra hiadiana amin’ny kolikoly sy hisorohana ny fanararaotana. Tokony ho matihanina tanteraka ireo mpisehatra hitsinjovana ny tombontsoam-pirenena sy hanatsarana ny vidim-bokatra. «To­kony hanaja ny […]

Fitokonan’ny mpiasan’ny Jirama: Ho tapaka tanteraka ny jiro sy rano eto an-dRenivohitra

Milaza ny hanapaka tanteraka ny jiro sy rano eto an-dRenivohitra ny mpiasan’ny Jirama, mpanao fitokonana, anio. Manamafy kosa ny minisitra, Ralitera Ny Ando Jurice, fa efa an-dalana ny famahana ny olana sy ny fijerena manokana ny fitakiana. Tsy misy farany! Mitohy hatrany ny fitokonan’ny mpiasan’ny Jirama mi­vondrona anatin’ny sendika. Nilaza […]

Tsipy kanetibe – Afrique 2025 : Ho any Mauritanie ny ekipan’ny Pac

Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Mai­bahoaka Ivato, ny fiadiana ny tompondakan’i Madaga­sikara, taranja tsipy kanetibe olon-telo miaraka. Nandrom­baka ny anaram-boninahitra ny ekipan’ny Pac Ampitata­fika, nahitana an’i Balôty sy i Salohy ary i Mamy Ronal­dinho, rehefa nandresy ny APM Boeny, nisy an’i Jean-Marc sy i Sitraka ary i […]

SOMBIM-BAOVAO

Mialoha ny handehanan’ny Makis Ladies ho any Kenya, noraisin’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, ny zoma teo, tetsy Ambohijatovo, ny vehivavy malagasy mpilalao Rugby. Notoloran’ny minisitra vatsin-dalana izy ireo tamin’io fihaonana io, ary nanolotra tsodrano ho an’ireto ekipam-pirenena malagasy hitondra avo ny voninahim-pirenena ireto izy. […]