Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany (World championships 2026), amin’ny taranja billiard, ny Malagasy afaka iray volana. Fihaonana hatao any Cape Town, Afrika Atsimo. Firenena maherin’ny 40, avy amin’ny kaontinanta dimy, no hiady ny lohany amin’izany. Hotanterahina ao Bellville, Velodrome Cape Town, Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka […]
Taratra
Indray mijery
Misokatra ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany ao amin’ny Institut national de promotion formation Ivato. Lalam-piofanana maro no hita amin’izany, toy ny : Mécanique automobile, Génie mécanique et Maintenance industrielle, Génie frigorifique, Électrotechnique ; Électronique et informatique industrielle, Finances et comptabilité, Informatique de gestion sy Informatique, Maintenance et Réseaux. Ny […]
Tanora afaka bakalorea: betsaka ireo te hianatra any ivelany
Maro ny hetsika fampahafantarana ireo karazana oniversite hahafahana manohy fianarana ho an’ireo tanora vao afa-panadinana bakalorea farany teo. Nisy tetsy Mahamasina, Ankorondrano, Ankatso… Marolafy ny karazana tolotra amin’ireo lalam-piofanana isan-karazany. Mihodinkodina eo amin’ny fitantanana sy ny varotra, ny informatika, lalàna sy ny tontolon’ny fizahantany anefa ny fampianarana amin’ireo oniversite an-jatony. […]
Fondation Axian: ankizy sahirana 400 nizarana kits scolaire
Nahatsiaro ireo ankizy zanaky ny fianakaviana sahirana mianatra sy beazina etsy amin’ny Fifanampiana Centre Rassoul Akram (FCRA) Ankazomanga ny Fondation Axian, omaly. Ankizy 400 ao an-toerana sy any Manakara no hisitraka kojakojam-pianarana amin’izao ankatoky ny fidiran’ ny mpianatra izao. « Hanamaivanana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny amin’izao fidiran’ny mpianatra izao ny tohana », […]
Ambatovy: mitohy hatrany ny hetsika sosialy
Nanomboka niverina niasa sy namokatra indray ny orinasa Ambatovy, ny volana jona, taorian’ny fanarenana ireo fotodrafitrasa simba nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Gezani tao Toamasina, ny volana febroary lasa teo. Azo ambara fa ao anatin’ ny fotoan-tsarotra ny orinasa, satria miakatra ny vidin’ny akora fototra ilaina amin’ny asa nefa ny vokatra […]




