Taratra

Omaly tsy miova

  Anatin’ny fanorenana sy fanarenana tanteraka amin’izao fotoana izao ny fitondram-panjakana malagasy. Ny olona aloha no efa voapetraka tsikelikely. Miroso miandalana sy tsy mikoropaka. Ny rafitra no mbola omaly tsy miova. Tsy ho atoato rahateo anefa, tsy maintsy miandry ny lamina izay any ambatobevohoka, vao mitsaika. Raha ny resaka roa […]

Fitakiana teny an-kianja: Niaraha-nidinika ny Praiminisitra sy ny Vondrona eoropeanina

Noraisin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama, teny Mahazoarivo, ny solontenan’ny Vondrona eoropeanina (UE), Roland Kobia, omaly. Voaresaka tamin’izao fi­haonana voalohany teo amin’ny roa tonta izao ny fiaraha-miasa eo amin’ny andaniny sy ny ankilany. Anisan’izany ny momba ireo tetikasa lehibe eo amin’ny lafiny sosialy sy ny ara-toekarena, anisan’ny andrasan’ny vahoaka malagasy. […]

Tsipy kanetibe – «Mada sénior»: Hiatrika ny ho tompondakan’i Afrika izay voalohany

Hotanterahina eny Maiba­hoaka Ivato, ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra ho avy izao, ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja tsipy kanetibe, sokajy Senior, lehilahy, olon-telo miaraka. Fifaninanana karakarain’ny federation sport-boule malagasy (FSBM). Hanana ny lanjany goavana ity fifaninanam-pirenena ity satria hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, hatao any Mauritanie, ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanainga ny talata lasa teo, nihazo an’i Tunisie, ilay Malagasy mpitsara basikety, Maminiaina Sylvain Pierrot. Hiatrika fiofanana any an-toerana ny tenany manomboka anio hatramin’ny 2 novambra ho avy izao. Fiofanana karakarain’ny Federsionina iraisam-pirenena (Fiba) izy ity, hanamafisam-pahaizana. Handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, amin’ny hazakazaka fiarakodia “Coupe du […]

Karate : Atleta 450 hifanintsana any Antsirabe

Hotanterahina ao amin’ny Gymnase Vatofotsy Antsirabe, ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, an’olon-tokana, taranja Karate do, ho an’ny sokajy Cadet, Junior ary ny Senior. Atleta miisa 450 mianadahy, avy amin’ny ligy 20, no hifanandrina amin’izany. Amin’ity fifanintsanana nasionaly ity, hisy ny […]