Taratra

INDRAY MIJERY

Tsy nahitana fiovana firy ny tanjak’ilay rivodoza Chenge tato anatin’ny 24 ora. Vinavinaina ho voatazona ny tanjaka tempête tropicale moderée mandritra ny telo na efatra andro manaraka. Hihena miandalana kosa ny heriny aorian’izay satria hikorontana ny tontolo hivoarany. Tsy manambana mivantana an’i Madagasikara izy raha ny vinavina lavitra. Na izany […]

Sendikàn’ny mpiasan’ny fahasalamana: Mangataka « indemnité » sy fandraisana mpiasa vaovao

Misy ny fitakiana fohy ezaka nataon’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny alalan’ny sendikà Triade, izay nampahafantarina ny Filoham-panjakana. Nanao tatitra ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana ny sendikàn’ny mpiasan’ny fahasalamana (mpitsabo, paramédicaux ary mpandraharaha) Triade, oma­ly, teny Ambohidahy, nandritra ny fananganan-tsaina. Andrai­kitra ifampizarana ny fanarenana sy ny fanovana apetraka ka manentana ny mpiasa […]

VAOVAO TAMBATRA

Maty ny afo any amin’ny Allée des Baobabs Morondava. Marihina fa nisy trangan’afo tany ivelan’ny faritra arovana, ny 18 oktobra, ary niitatra tany amin’ny faritra misy ny fambolen-kazo avy eo. Tombanana hatrany amin’ny 7 ha ny velarana may. Maherin’ny 50 ny olona niara-nisalahy namono ny afo, nahitana ny Vondrom-piarahamonina, ny […]

Orinasa Star : Ostie ho an’ny mpiasa, eny Andranomahery

Laharam-pahamehana ho an’ny orinasa Star ny fiarovana ny mpiasa amin’ny fanatanterahana ny asa sy ny fahasalamana. Nisokatra ny 20 oktobra teo ny toeram-pi­tsaboana Ostie, eny amin’ny foibe Andranomahery. Hano­me fitsaboana haingana sy tsara kalitao, iarahana amin’ny ekipa mpitsabo sy fitaovana maoderina, mba hisitra­han’ny mpiasa fitsaboana mendrika. Ankoatra ny fotodrafitrasa, mandray […]

Raharaha Jirama : Mbola mitohy ny fandrahonana

Nanao amboletra, niditra tao amin’ny foibe Jirama Ambohjatovo Ambony, ny mpikambana iray ao amin’ny sendikan’ny mpiasa, omaly. Taorian’izay, nilaza ny pejin’ny Jirama ofisialy fa mbola mitohy hatrany ny fandrahonana atao amin’ny tale jeneraly, Ron Weiss. Voalaza fa mpiara-miasa sasany mbola te hanohy, handetika lalindalina kokoa ny orinasa, noho ny kolikoly, […]