Hotanterahina ny alahady ho avy izao, eny Alakamisy Fenoarivo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja bisikileta, sokajy rehetra, lahy sy vavy. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny bisikileta (FMC), Relahy Jean Claude, omaly, natao hitsirihana sahady ireo izay handrafitra ny ekipa nasionaly ity fifaninanam-pirenena ity. “Raha tsy […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Efa mahatratra 300 tapitrisa Ariary mahery ny sandan’ny fandaniana mankany Zambia, hoy ny filohan’ny klioba FC Rouge, ny alakamisy lasa teo. Nomarihiny fa tsy mbola ao anatin’izany ny fampiantranoana sy ny sakafo. Tsiahivina fa ny FC Rouge izay hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ireo klioba. Efa mby akaiky […]
Fifanintsanana Can 2027 : Ny 25 sy 29 septambra ny lalaon’ny Barea
Ny faramparan’ny volana septambra no hiatrika ny lalao roa tafiditra ao anatin’ny fifanintsanana hiadiana ny toerana hiatrehana ny Can 2027 ny Barean’i Madagasikara. Hanafika any Nigeria, eo amin’ny andro voalohany, ary handray an’i Tanzanie, ao Maroc, ho an’ny andro faharoa. Araka ny fampahafantarana hita omaly, tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny […]
INDRAY MIJERY
Ambany ny tetibola amin’ny fikarohana, efa mijery ny paikady hitadiavana vola ho amin’izany ny mpikaroka. Anisan’izany ny projet UniPod, hamadihana ny voka-pikarohana iray ho orinasa. Miverina any amin’ny asa fikarohana ny ampaham-bola miditra. Vahaolana faharoa mampihodina ity sehatra ity koa ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina. An-jatony isan-taona ny voka-pikarohana […]
ZRK Événement: Hanomezana tari-dalana ho an’ny mpianatra
Hotanterahina ny 1 ka hatramin’ny 3 septambra 2026 izao, eny amin’ny Gymnase Ankoay Ankorondrano, ny hetsika fampahanfantarana sy fanomezana torolalana ireo mpianatra afaka bakalorea amin’ireo karazana lalam-piofanana azon’izy ireo harahina raha hanohy fianarana eny amin’ny ambaratonga ambony. Ny ZRK Événement no mpikarakara ny hetsika. Araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra, Zina Rakotoseheno, […]




