Efa minisitry ny Raharaham-bahiny sy minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany ary ben’ny Tanànan’Antananarivo, Andriantsitohaina Naina. Nanao veloma tamim-pitoniana sy tsy nisy raorao ary tao anatin’ny mangarahara ny tontolo politika sy ny andraikitra noraisiny ny tenany, omaly, tetsy Anosy. « Andro ialako amin’ny sehatra politika sy ny fiainam-bahoaka androany. Miala […]
Politika
Birao maharitry ny Antenimiera : Naongana avokoa ny depiote Irmar
Nivadika ny rasa, teny Tsimbazaza. Voaongana avokoa ny depiote avy amin’ny Irmar, nandrafitra ny birao maharitry ny Antenimierampirenena. Lasan’ny Firaisankina ny maro an’isa. Notanterahina omaly, ny fifidianana ireo handrafitra ny birao maharitra eo anivon’ny Antenimierampirenena. Nilamina ihany izany na teo aza ny olan’ny fahamaroan’ireo kandidà. Eo koa ny fiovan’ireo depiote […]
Fanjakana Anglisy : Hanohana ny ady amin’ny kolikoly
Nandray ny masoivohon’i Royaume-Uni, Patrick Lynch, avy hatrany ny minisitra vaovao misahana ny Fitsarana, i Fanirisoa Ernaivo, taorian’ny nanendrena azy amin’izany toerana izany. Niaraha-nidinika tamin’zany ny fandaharanasa mikendry ny hananganana rafitra mahomby amin’ny ady amin’ny kolikoly. « Vonona izahay ary hanampy sy hanolo-tena hanohana ireo mpiara-miombon’antoka eto an-toerana amin’ity ady sarotra […]
Filankevitry ny governemanta : Mitaky vokatra hita maso ny Praiminisitra
Niatrika avy hatrany ny filankevitry ny governemanta ireo mpikambana vaovao, notarihin’ny praiminisitra, Rajaonarivelo Herintsalama, teny Mahazoarivo, omaly. Hentitra ny tenany tamin’izany. «Ilaina ny fitondrana vokatra hita maso sy azo tsapain-tanana amin’ny ezaka rehetra hatao mba hahamafy orina ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny mpitondra », hoy izy. Eo koa ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nahazo toromarika ny amin’ny tsy fandraisany anjara amin’ny governemanta ny TGV sy ny vovonana Irmar ary ireo mpanara-dia ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Nampita izany ny minisitra teo aloha, misahana ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle. Hentitra ny Primatiora eny Mahazoarivo momba ny fiaram-panjakana. « Hosaziana ireo mitazona izany, tsy […]




