Politika

Fitantanam-panjakana: Manana ny toerany amin’ny fampandrosoana ny fiarahamonina ny ideolojia

Manana ideolojia politika mazava sy iainana avokoa ve ny antoko politika eto Madagasikara amin’ izao? Rafi-kevitra izay mifototra amin’ny rafitra soatoavina ekena ny ideolojia politika, mamaritra ny toe-tsain’ny olombelona sy ny fitondrantena manoloana ny tanjona tiana hampandrosoana ny fiarahamonina. Andrana famakafakana… Amin’ny siansa politika, fitambarana hevitra sy foto-kevitra ary soatoavina […]

FANTINA sy FINTINA

Mifampizara traikefa ao Mahajanga ireo gover­noran’ny faritra miisa 23. Ifanakalozana amin’izany ny momba ny fampandrosoana sy ny fanatante­rahana ny Politika ankapoben’ny fitondram-panjakana (PGE). Tsiahivina fa miisa 24 ireo faritra saingy tsy mbola voatendry ny governoran’ny faritra Ambatosoa ahitana an’i Maroantsetra sy i Mananara. Nametraka fanamby ny loholona, Rakoton­drazafy Lalatiana fa […]

admnistratera sivily: Natao hiasa ho an’ny vahoaka

“Natao hiasa ho an’ny fanjakana sy ny vahoaka ny admnistratera sivily. Afa-miasa amin’ny andrimpanjakana re­hetra misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana izany: manana ny maha izy azy”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Anteni­mierampirenena izay admnistratera sivily rahateo, i Tokely Justin, ny amin’ny toeran’ny admnistratera sivily manoloana ny birao vaovaon’ny sendikà […]

James Ramarosaona: « Aoka hiray hina ny mpanao gazety »

Mampihemotra ny fametrahana ny demokrasia ny fanitsakitsahana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Io no nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety teo aloha, James Ramarosaona. Naneho ny heviny manoloana ny asa fanaovan-gazety ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety teo aloha (OJM), James Rama­rosaona. Nohitsiny fa tsy mendrika ho an’ny firenena mihevitra ny […]

Fodiamandrin’i Céline Ratsiraka : Nitondra ny teny fampiononana ny Antenimierampirenena

Tonga teny amin’ny trano fonenany, eny Faravohitra, ni­tondra ny teny fampiononana sy fankaherezana ny fianakavian’i Céline Ratsiraka, va­dy na­velan’Itompokolahy Di­dier Ratsiraka, filohan’ny Re­pobli­kan’i Madagasikara teo aloha ny mpiara-miasa ao amin’ny Antenimieram­pi­re­ne­na notarihin’ny filohany, Tokely Justin, omaly. Sady fanomezam-boninahitra an’i Céline Ratsiraka amin’ny maha vady navelan’ny filoha teo aloha izany no […]