Politika

Fanavaozana lalàm-pifidianana : Takin’ny TI-IM ny hamerana ny volan’ny propagandy

Manaitra ny eo anivon’ny parlemanta, indrindra ireo solombavambahoaka, ny eo anivon’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM). Anisan’ny nitondran’izy ireo hevitra ilay volavolan-dalàna manavao ny lalàm-pifidianana. Nanao antso avo ireto fiarahamonim-pirenena ireto manoloana ny tolokevitra fanatsarana miisa dimy hoentin’ity fiarahamonim-pirenena iray ity ho fana­tsarana ny lalàm-pifidianana. “Tokony hampidirina ao anaty […]

FANTINA sy FINTINA

Nametra-panontaniana momba ny Jirama ny avy amin’ny HVM. Nambaran-dRakotovao Rivo fa navelan’ny mpitondra ho potika efa ho enin-taona ve io orinasa io vao nandray fanapahan-kevitra nanova ny sata mifehy ny Jirama izy ireo. “Efa nihena hatrany ny ampaham-bola nomena ny Jirama ary lasa nandany volam-bahoaka fotsiny avy eo”, hoy izy. […]

Fifaninanana karakarain’ny MFFT : Hisitraka 1 miliara Ariary ny tanàna madio

Anisan’ny nisongadina tami­n’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha, ny fampitana am-bava nataon’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Anisan’ny mandray anjara amin’ity fifaninanana tanàna madio sy maha te honina ity ireo kaominina isaky ny renivohitry ny faritra. “Tanjona ny hampandraisana anjara bebe kokoa ny vondrom-bahoaka […]

Vadintany : Miezaka mitsinjo ny maha olona

Nomarihina ny 12 jona teo, tao Toamasina, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny vadintany. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty, ny Me Rarivoarivony Hafa Fitiavana, fa tsy natao ho mpanatanteraka didy fotsiny izy ireo. “Mba mitsinjo ny maha olombelona koa izahay mialoha ny hanatanterahana didy”, hoy izy. Anisan’izany […]

Minisiteran’ny Raharaham-bahiny : Nahazo fiara miisa dimy avy amin’i Japon

Nanolotra fiara miisa dimy ho an’ny minisiteran’ny Ra­haraham-bahiny ny fitondram-panjakana japoney, amin’ny alalan’ny masoivohony eto amintsika, i Abe Koji. No­raisin’ny minisitry ny Raha­raham-bahiny, Rasata Rafara­vavitafika, tetsy Anosy, omaly, izany ary tafiditra amin’ny Tahiry “Fonds de contre-valeur japonais”. Hampiasaina amin’ny fihaonana an-tampon’ ny Sadc hatao eto Mada­gasikara, ny volana aogositra izao, […]