Politika

Fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana : afa-mamoaka didy amina fangatahana vaovao ny HCC

Na inona na inona lazaina sy atao amin’izao, toherin’ny fanoherana hatrany ? Izany, ohatra, ny fivoizana fa tsy marina ny hoe tsy azo ivalozana ny fanapahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpa­no­re­nana (HCC). Azo ivalozana ihany izany tamin’ny fanapahany nanome ny fahefana ny filoha vaovaon’ny Antenimie­ran­doholona, ny Jly Rava­lo­manana Richard, ny […]

Fiarovana ny tontolo iainana : Plastikak, “PET”, navadika ho kifafa

Mandray anjara goavana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hanasoavana ny olona ny tanjon’ireo mpanodina akora azo avy amin’ny tavoahangy plastika. «400 taona vao levona tanteraka ny karazana plastika PET, ezaka ataon’izy ireo ny manome fiainana faharoa sy vaovao indray ireny karazana plastika ireny», hoy ny tomponandraikitra iray. Antony namoronan’ny […]

Fifidianana : resy lahatra amin-dRajoelina ny Fimpiva sy ny ADGA

Manao ranolava ny fanohanana ny kandidà laharana fahatelo, Rajoelina Andry, amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Anisan’ny resy lahatra amin’izany ny mpivarotra sy ny mpanamboatra telefaonina. Niantso ireo mpivarotra namany hampiasa ny fahefana amin’ny fandehanana mifidy ny Fikam­banan’ny mpivarotra eny Am­bohimanarina (Fimpiva). Nam­baran’ny filohany, Razafim­belo Tiana Olivier, fa efa hita ireo fotodrafitrasa maro […]

Hetsiky ny Kandidà 10 : tsy tonga teny an-toerana Ravalomanana Marc

Nanatanteraka diabe na­nomboka teny Ampasapito hatreny Ambomahitsy, ny kandidà 10, omaly. Tsy tazana teny an-toerana ny kandidà Ravalomanana Marc, tamin’io fotoana io. Raha ny vaovao voaray ao anatin’ny fanomanana ny hidirana amin’ny kianjan’ny 13 mai izy ireo sy ny kandidà sasany. Ny kandidà Ratsiraka Roland, Rajaonarimampi­a­ni­na Hery, Andrianainarivelo Hajo, Razafinjoelina […]

Kandidà Rajoelina Andry: “Ny hafa vao mampanantena fa isika efa nahavita”

Nihaona tamin’ny vahoakan’i Vangaindrano sy Farafangana ary Manakara ny kandidà laharana fahatelo, omaly. Notanisainy tamin’izany ny zava-bita any amin’ireo distrika ireo. “Ny sasany mbola ha­m­panantena fa isika efa mitanisa hoe: izao no efa natao sy mbola hatao ary ny tsy maintsy hatao”, hoy ny kandidà, laharana fahatelo, Rajoelina Andry. Notsiahiviny […]