Tsy nisy taratasy nosoniavina momba ny Vara Mada tamin’ny dian’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, tany Washington, araka ny nambarany. Nanteriny fa tsy marina ny filazana fa nanao fifanarahana momba izany ny tenany. « Fifampiresahana ihany no natao fa tsy mbola nisy na inona na inona tapaka », hoy izy, ny zoma teo, teny […]
Politika
Minisiteran’ny Fitsarana : “Tsy mpanakorontana i Herizo mpikamban’ny Gen Z”
“Araka ny vokatry ny fanadihadiana, mihevitra ny fitsarana fa tsy mpanakorontana ireo tanora Gen Z voakasika, na teo aza ny fisian’ny fifanakalozana tamin’ny alalan’ny SMS sy ny hafatra miafina “WhatsApp” teo amin’i Herizo sy ireo olona heverina fa mety nikononkonona fanonganam-panjakana ka antony tsy maintsy nitondrana azy ireo teny anivon’ny […]
Kolonely Randrianirina Mickaël : “Vaindohan-draharaha ny fitsinjaram-pahefana”
Nitokana ny masoivohon’ny Banky foiben’i Madagasikara, ao Antsirabe, afakomaly, ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny vola malagasy ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël. Voaresany ny fanakaikezana kokoa ny vahoaka. “Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny Fanavaozana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fametrahana ny sampandraharaham-panjakana eny ifotony hanakaiky vahoaka.” Io ny kabarin’ny filohan’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Mitaky ny hamotsorana ny mpikambana Tim, ny Kly Rabe Jules, ny avy amin’ny fikambanan-drazana Vavea sy ny fianakaviany. Nanao fanambarana izy ireo, afakomaly, tao Toliara. « Mangataka amin’ny mpitondra ny hamoahana azy izahay », hoy izy ireo. Tsiahivina fa nosamborina tamin’ity herinandro ity izy ary tazonina aty Antananarivo. Voatendry ho mpanolotsaina manokana […]
Fiaraha-miasa : Hanohana ny fikaonandoha ny Japoney
Namaly ny antso fanentanana avy hatrany. Noraisin’ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra, tetsy amin’ny birao fiasany etsy Antaninarenina, omaly, ny ambasadaoron’i Japon, Tojima Hitoshi. Nambaran’ity masoivoho ity, tamin’izany, fa tafita tsara ny antso sy ny fanentanana nandritra ny fihaonana niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena, afakomaly, teny amin’ny minisiteran’ny […]




