Politika

Loabary an-dasin’ny Mihava Tour : “Tsy hain’ny mpitondra ny fitsinjaram-pahefana”

Namory ireo solontena maherin’ny 1 000, tetsy Man­drimena Andoharanofotsy, ny sabotsy teo, ny Mihava Tour Pro Siteny. Nam­baran’ny mpanorina, ny depiote Randria­na­soloniaiko Siteny, tamin’izany fa tokony hianatra ny mpitondra. “Mahagaga fa tsy fantatr’izy ireo ny fitsinjaram-pahefana. Olom-boafidy no mitantana izany rafitra izany ary omena vola mahaleo tena izy ireo. Fahefana omena […]

Fanafoanana delestazy: hotsaraina afaka telo herinandro ny minisitra

Niaiky ny filoha Rajoelina Andry tamin’ny fandaharana manokana, omaly, tamin’ny TVM/RNM fa mijaly sy mikaikaika noho ny delestazy ny vahoaka. Nampitandrina ny minisitry ny Angovo ny tenany ka manome telo herinandro, hitondrana vahaolana. Anisan’ny nitondrany fa­na­zavana ny momba ny olan’ny Jirama. “Tsy maintsy ahitana vahaoalana izany ka tsy hisy delestazy […]

Famatsiam-bola propangady : mampahatsiahy ny tokony hisian’ny kaonty ny CCFVP

Ny lalàna fehizoro 2018-008 no mamaritra ny fifidia­nana sy ny famatsiam-bola amin’ny fampielezan-kevitra. Enim-bolana mialoha ka ha­tramin’ny telo volana aorian’ny famoahana ny voka-pifidia­nana ofisialy no sahanin’ny kaontin’ny fampielezan-kevitra iray. Manoloana izany, mitohy ny atrikasa ataon’ny Vaomiera fanaraha-maso ny famatsiam-bolan’ny fiainana politika (CCFVP) amin’izao ankatoky ny fifidianana izao. Taorian’ny faritanin’Antsiranana sy […]

Fanatsarana fotodrafitrasa : notokanan’ny filoha ny “Aeroport” any Sainte Marie

Hiova tsy ho toy ny teo aloha intsony. Notokanan’ny filoha Rajoelina, omaly hariva, ny fiakaran’ny lentan’ny seranam-piaramanidina ao Ravoraha, Ste Marie. “Ato am-poko ianareo. Anton’ny ezaka re­hetra hampandrosoana ny aty izany ka mifamatotra isika ary tsy hisaraka”, hoy ny filoha Rajoelina. Roa sosona ny lanonana tamin’ izany. Eo ny fanolorana […]

« Akon’ny Antenimierampirenena »: nivoaka ny laharana faha-17

Mitohy sy mivoatra hatrany. Nampahafantarina, omaly 13 jolay, teny amin’ny Motel Anosy, ny gazety boky «Akon’ny Antenimierampire­nena» laharana faha-17. Fia­raha-miasan’ny Antenimie­ram­pi­re­nena sy ny Pnud ny nahatontosana izany. Raha tsiahivina, nanomboka ny taona 1982 no efa nisy ity gazety boky vokarin’ny mpiasan’ny Antenimierampirenena ity. Tenim-pirenena telo no hita ao anatiny : […]