Vary, voamaina, menaka, bodofotsy… Ireo no natolotry ny fikambanana telo avy amin’ ny firaisamonina sivily teny amin’ny BNGRC, Antanimora, omaly, ho fanampiana ireo traboina noho ny rivodoza Cheneso farany teo. Teo ny Action sociale pour dévélopper (ASD) sy ny Groupement des sociétés civiles à Madagascar ary ny fikambanana Miara-dia. “Misy […]
Politika
Otrikafo momba an’ireo Nosy malagasy: “Tsy misy tombony ny fifampidinihana amin’izao”
“Tsy misy tombony ho antsika ny fifampidinihana ny amin’ireo Nosy malagasy ireo raha izao no hatao”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia, momba ny fitakiana an’ireo Nosy malagasy manodidina. Tsy isalasalana ireo Nosy ireo fa tsy maintsy ho anisan’ny fepetra apetraky ny Frantsay ho tsy azo kitikitihina ho an’izay […]
Ravalitera Jacques Michaël: “Mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay”
Nifarana ny fanisana mpifidy mitety tokantrano. Aiza ho aiza ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy amin’izao? Manazava ny mpanolotsaina eo anivon’ny Ceni foibe, Ravalitera Jacques Michaël: “Samy mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay, fa tsy ny mpanao politika ihany.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’izao fiafaran’ny […]
VPHM : “Mila ravana ny governemanta”
“Tsy hoe tsy maintsy hatao ny fifidianana, fa ezahina ho vita ara-potoana matoa izahay nametraka ny hoe mila ravana ny governemanta ary hatsangana ny governemanta firaisam-pirenena izay hanehoana fitsitsiana”, hoy ny filoha mpanorina sady filoha mpiara-mitantana ny Vondrona politika hafa miray (VPHM), faritra Analamanga, Rasoamaka James, ny herinandro teo. Hita […]
Fitakiana: mitsipaka fiaraha-mitantana ireo Nosy Malagasy ny Seces
“Anisan’ny mbola fibodoana tany ny tsy famerenan’ ny mpanani-bohitra na ny mpanjanaka azy ireo amin’ ny firenena malagasy. Izay no mahatonga hatrany ny hoe: tsy mitsahatra mitaky ny famerenana an’izay ny filankevi-pirenen’ny Seces, rehefa misy fivoriana”, hoy ny filoha nasionalin’ny Sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka (Seces), Randriamialinoro Faliarivony, momba ny fitakin’i Madagasikara […]




