Toe-karena

Moris Mada Business Connect 2026 : Paikady handrafetana fiaraha-miasa maharitra

Hampiroborobo ny fifanakalozana ara-barotra, hanamafy fiaraha-miasa eo amin’ireo mpisehatra ara-toerana ho an’ny fampandrosoana ny fihaonambe ara-toekarena « Moris Mada Business Connect Summit ». Nivoitra ireo nandritra ny fanokafana ny hetsika, omaly, teny amin’ny CCI Ivato. Hitohy androany ny fihaonambe, fotoana ahafa­han’ireo mpandraharaha sy orinasa ary rafi-panjakana samihafa mikaondoha hampivelarana ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mankany any amin’ny Vondrona Eoropenana (UE) avokoa ny 33% fanondranana malagasy. Mbola izy no mpiara-miombon’antoka ara-barotra lehibe indrindra amin’i Madagasikara. Efa 15 taona ny fifanarahana APE, izay manome fahafahana ny vokatra malagasy hiditra amin’ny tsena eoropeana tsy misy haba sy «quota». Fifanarahana manampy amin’ny fampiroboroboana ny fanondranana sy fisarihana fampiasam-bola […]

Fifehezana ny Terminal Pétrolier: Mitondra ny heviny ny GPM

Mety hisy fiantraikany amin’ny famatsiana solika eto Madagasikara ny fepetra noraisin’ny fanjakana momba ny fampidinana solika ao amin’ny Terminal Pétrolier ao Toamasina, araka ny fanambaran’ny Vondrona mpanafatra solika eto Madagasikara (GPM). Araka ny fandaharam-potoana, nigadona ao Toa­masina omaly alarobia, ny sambo mitondra solika an’ny GPM sy ny sambo mitondra solika […]

AP Isalo : Voafehy ny afo

Nahitana trangan’afo tany amin’ny Faritra arovana (AP), ny Valan-javaboahary Isalo, ny harivan’ny sabotsy 8 aogositra teo. Tao amin’ny faritra antsoina hoe «La Reine» no nahitana ity tranga ity. Voafehy tanteraka tao anatin’ny fotoana fohy anefa ny afo, taorian’ny fandraisana andraikitra haingana nataon’ny rehetra tany an-toerana. Mitantana ny AP Isalo ny […]