Toe-karena

Fifaninanana robotika : Manohana ny ekipa mala­gasy Innovator ny Airtel

Mandray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena « Tekbot Robotic Challenge (TRC 2025) », ny Malagasy, atao anio 17 sy 18 janoary ho avy izao any Bénin. Nisalotra ny anarana hoe Innovator izy ireo, mpianatra avy amin’ny Sekoly ho an’ny fitantanana sy ny famoronana ara-teknolojika (Emit). Nanohina ny antson’izy ireo ny […]

FMI : Dinihina ny hanohizana ny famatsiam-bola

Tonga eto amintsika ny iraka avy amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI). Anisan’ny nodinihina ny hanohizana ny famatsiam-bola FEC sy FRD. Mamita iraka eto Mada­ga­sikara ny Tahirim­bola iraisam-pirenena (FMI), ny 12 janoary hatramin’ ny 16 janoary teo. Nisy avy ha­trany ny dinik’asa natao teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, niarahan’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Miverina andoavana haba ny fanafarana takelaka mandeha amin’ny masoandro na « panneaux solaires ». Toraka izany koa ny fitaovana ahazoana ranomafana (chauffe eau). Antony, tsy niantraika ta­min’ny mpanjifa ny fepetra nanafoanana ireo haba ireo. Nihatra nanomboka ny janoary 2026 teo io Sata vaovao mifehy ny Ladoany io. Tanjona ny fitoviana ara-ketra, ny […]

CEO Summit 2026: Hifantohana ny fandraharahana iraisam-pirenena

Hatao ny 9 sy ny 10 avrily ho avy izao ny fihaonambe CEO Summit 2026, andiany faharoa. Hetsika ara-toekarena miara-karakarain’ny Sendi­kan’ny indostria eto Madaga­sikara (Sim) sy ny Antokon­draharaha Becom. Fihao­namben’ny mpandraharaha mitantana orinasa misongadina maneran-tany, ny mpanapa-kevitra ara-toekarena aty Afrika sy iraisam-pirenena, entina hampiroboroboana ny fandraharahana eto Mada­gasikara izy io. […]