Toe-karena

GFEM: Manana faharetana ny vehivavy mpandraharaha

Mitohy ny fankalazan’ny Vondron’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) ny faha-10 taona nijoroany. Efa natombony tamin’ny hetsika teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny marsa 2026, ny fankalazana. Mana­tanteraka kongresy nasionaly indray ny fikambanana, anio 17 sy rahampitso 18 septambra, etsy amin’ny hotely Delta Antananarivo. Anisan’ny mpanohana ity kongresy ity ny Airtel, […]

Toekarena mihodina : Ifantohana ny fanodinana ny fako plastika

Havadika ho loharanom-bola ny fanodinana ny fako plastika, fa tsy ho tsindry sy olana ara-tontolo iainana. Tanjona ny hanatanterahana ny Toekarena mihodina. Miisa 12 tamin’ny 50 ireo nandroso tetikasa no nosafidiana hahazo tohana avy amin’ny Tetikasa ExPloi (Expédition plastique océan Indien). Fanohanana sy fampiofanana ara-teknika, fanohanana amin’ny fandrafetana tetikasa sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy azo ekena ny gaboraraka eny amin’ny toby Amoronakona fa tsy toy ny teny amin’ny Fasan’ny Ka­rana. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fitaterana, omaly, fa ho hentitra ny fanaraha-maso sy ny fiarovana. Tsy azo asiana mpivarotra amoron-dalana, mpanera eny an-toerana. Tsy azo asiana trano hazo sy fivarotan-toaka ary tranon-dopy. Tsy manala ny mpivarotra […]

Fanaovan-gazety : Voizin’ny News 24-7 ny niomerika

Tsy mitsahatra mivoatra ny tontolon’ny niomerika. Ampi­asaina sy miantraika amin’ny fiainana ankapobeny mihitsy, toy ny ara-toekarena, ara-panabeazana, ara-pitsaboana, ara-tafika, sns. Voaka­sik’izany mi­vantana ihany koa ny tontolon’ny serasera, toy ny fanaovan-gazety sy ny fampitam-baovao. Niaiky izany, omaly, i Johary Ravaojana­hary, tale jeneraly, fampahalalam-baovao niomerika, ny News 24-7, raha Vaovao 24-7 no […]

Mobile Money : Mijoro ny Task Force

Manamora ny andavanandron’ny Malagasy, ankehitriny, ny fandoavam-bola Mobile Money, ifanakalozam-bola amin’ny alalan’ny finday. Maro anefa ny olana sy ny fitarainan’ny mpanjifa, indrindra ny fahaverezam-bola, ny tsy fahatomombanan’ny fifanakalozana, ny fahataran’ny famahana ny olana mitranga. Manoloana, izany, najoro ny vaomiera manokana, « Task Force » hampivondrona ireo rafitra voakasika rehetra, sady hanamafisana ny […]