Toe-karena

Tato anatin’ny enim-bolana voalohany: hita sahady ny fiantraikan’ny fanohanan’ny Base ny mponina

Maro sahady ny zava-bita, na tsy mbola miditra amin’ny lafiny fitrandrahana aza ny tetikasa Base. Tena nahitana taratra izany ny fiantraikan’ny tohana maro ho an’ny mponina. Mitondra tsirim-panantenana ho an’ny mponina ny fisian’ny orinasa Base Toliara. Miarina tsikeli­kely ny lafiny toekarena sy so­sialy any an-toerana, tao anatin’ izay enim-bolana izay. […]

Fampakarana ny TVA ho 20%: andrasana ny valin’ny diniky ny Gem sy ny Fivmpama

Tamim-pahatairana no nandraisan’ny mpanjifan’ny banky ny fampiharana ny TVA 20 % taorian’ny fanambaran’ ny « Association professionnelle des banques de Mada­gas­car » (APB) momba ny fampakarana ny hetra amin’ny zana-bola amin’ny findramam-bola, ny taha 20%.  Nilaza ny APB fa mihatra manomboka ny 1 jolay izao io fepetra io. Ma­­noloana ny efa […]

Madagascar Airlines: nohavaozina ny fanofana ATR-72

Anatin’ny fanarenana sy ny fanavaozana hatrany ny kaompania Madagascar Airlines amin’izao. Nohavaozina ny fifanarahana fanofana fiaramanidina ATR-72 miisa roa amin’ny orinasa Abelo ho an’ireo mitondra ny laharana 5R-MJF sy 5R-EJB. Hampiasaina hatramin’ny volana janoary 2028 ny voalohany, raha hihitatra hatrany amin’ny volana novambra 2029 kosa ny faharoa, izay samy hanao sidina […]

Jirama: « Tsy mbola nisy fahaverezana menaka mavesatra »

Nandiso tanteraka ny filazana fahaverezana menaka mavesatra ny eo anivon’ny Jirama tamin’ny alalan’ny tale jeneraly lefitra misahana ny famatsiana solika sy menaka, Andriamam­pionona Frances­ca. Nohamafisiny fatsy mbola nisy izany tranga izany tao amin’ny seranan-tsambon’i Toa­masina. Ankoatra izay, nanokatra fanadihadiana mo­m­­ba ny vaovao niely tamin’ny tambajotra sosialy ihany koa ny talen’ny […]