Atao ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny tetikasa Progres. Voakasik’izany ny asa any amin’ny faritra Menabe, Matsiatra Ambony ary Amoron’i Mania. Nanatanteraka ny fidinana ifotony, ny 7-12 jolay teo, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo (MiASA) sy ny delegasionin’ny Fida miasa eto Madagasikara, izay mamatsy vola ny tetikasa. Atao isan-taona […]
Toe-karena
Tahiry Be : Ahazoana tahan-janabola hatramin’ny 9%
Manamafy ny fiaraha-miasany ny Orange Money Madagascar sy ny Première agence de microfinance (PAMF) amin’ny alalan’ny “Tahiry Be”. Tolotra vaovao fitahirizam-bola ahazoana zanabola hatramin’ny 9% izy io, izay azo ampiasaina amin’ny alalan’ny vovonana M’kajy, na amin’ny alalan’ny kaody #144# ary ny “application” Max it. “Tolotra azon’ny rehetra ampiasaina amin’ny alalan’ny […]
Fampiasam-bola : Omena vahana ny mpanjifa
Nandray anjara tamin’ny Foara ho an’ny fampindramam-bola sy ny fampiasam-bola (Foire aux crédits et Investissements), andiany faharoa, natao teny amin’ny CCI Ivato, ny banky Sipem. Tanjona ny hanomezana vahaolana amin’ny fahazoana famatsiam-bola mifanandrify amin’ny filan’ny mpanjifa. Tolotra afaka mifaninana amin’ny hafa, sady mampiroborobo ny orinasa sy ny toekarena malagasy. Tsy […]
COM’ON Holding : Vala tahaka 50 ha
Vitsy ny velarantany midadasika fa kisilasila ny ankamaroany any amin’ny tapany atsinanan’ny Nosy. Ampiharina ny teknika kipahy, hatao kitohatohatra ny tany, ahafahana mamboly, ampiasana fitaovana mekanika. Taorian’ny fihaonana tetsy Anosy, nitsidika ny vala tahaka, amina velarantany mirefy 50 ha any Ranomafana Atsinanana, distrika Brickaville, faritra Atsinanana, ny minisitry ny Fambolena […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafapetraka ny maha Faritra arovana an-dranomasina ny Nosy Barren. Tafiditra ao anatin’ny fifanarahana ny hametrahana ny sata fiaraha-mitoetra eo amin’ny asa fiarovana sy ny asa fitrandrahana manaraka ny lamina ara-tontolo iainana. Nanatanteraka ny fifanarahana ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, amin’ny alalan’ny Omnis. Misanda […]




