Hanomboka amin’ny alakamisy 21 mey 2026 ho avy izao ny fandraisana ny fangatahana vaovao momba ny Fanomezan-dalana manokana fari-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany na «Autorisation exclusive de réservation de périmètres» (AERP) sy ny Fahazoan-dalana vaovao. Nanomboka omaly ny fampahafantarana sy tantsoroka, manerana ny biraom-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny BCMM […]
Toe-karena
Vokatra fanondrana : Tsena vaovao ny mankany Chine
Zava-dehibe ny fikarohana tsena vaovao ho an’ireo vokatra fanondrantsika toy ny lavanila, kafe, voanjo ary hena. Nivoitra izany nandritra ny dinika nifanaovan’ny minisitry ny Varotra sy ny fanjifana, Andriamadison Haingotiana sy ny masoivohon’i Chine, miasa eto Madagasikara, Ji Ping. Voaresaka ihany koa ny fampitomboana ny fanondranana amin’ny vokatry ny fambolena […]
Fambolena : Hanondrana voanjo any Chine i Madagasikara
Harahina ny fenitra nasionaly sinoa ara-pahasalamana sy fahadiovana, ny GB 2761, amin’ny fanondranana vokatra ara-tsakafo any ivelany. Hanondrana voanjo any Chine i Madagasikara, hanomezana tombontsoa ny mpamboly. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA) sy ny masoivohon’i Chine. Mifantoka amin’ny fanondranana voanjo, karazana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 40 ny « escale » ataon’ireo sambo mpitondra mpizahatany ho avy eto Madagasikara ny taona 2026-2027. Hetsika manomboka ny volana novambara ka hatramin’ny marsa, ny taona ho avy. Tanjona ny hanamafy sy hanatsara ny toerana misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Mikasa hanao « escale » miisa 5 eto amintsika mandritra ny […]
Fambolena matanjaka : Andry ho an’ny fampandrosoana ny toekarena
Miantoka ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikarana ny fambolena sy ny fanodidina ny vokatra eto an-toerana. Nivoitra izany nandritra ny famelabelaran-kevitra nataon’ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP), Tatamiarisoa Manankoraisina Landry, nandritra ny tsenabe iraim-pirenena eto Madagascar (FIM). « Fotoana izao hanaingana ny […]




