Lehilahy nitondra moto maty tsy tra-drano teny Antanimora, ny alin’ny alatsinainy 14 jolay teo. Vaofokan’ny fiara tampoka izy ka nandositra ny fiara. Nitsirara tamin’ny tany sady very ra be loatra ilay mpitondra moto ka namoy ny ainy. Ben’ny Tanàna iray nandratra ny namany tamin’ny tavohangy, tao amin’ny kaominina Mahafasa, distrikan’i […]
Tselatra
TSELATRA
Lahiantitra 77 taona voasoloky ka tonga tampoka tany Foulpointe, omaly. Niainga avy eto Antananarivo io raim-pianakaviana io rehefa naharay hafatra miafina fa nahazo lelavola tamin’ny alalan’ny fisarihana. Very ary tsy nisy trano natoriana ilay voasoloky rehefa tonga tany Foulpointe izay toerana voalaza hangalana ny loka. Jiolahy mpamaky trano voasambotry ny […]
TSELATRA
Tratran’ny olona namaky trano iray tetsy Ambohimanala Andoharanofotsy ny lehilahy iray 50 taona, afakomaly tamin’ny 2 ora sasany maraina. Hitan’ny tompon-trano niditra antsokosoko tao an-tokantrano izy ary nifanenjehana. Tratra teny aminy ny fitaovana famakiany trano. Efa natolotra ny zandary eny Andoharanofotsy ity rangahy ity taorian’izay. Jiolahy raindahiny iray lavon’ny balan’ny […]
TSELATRA
Naiditra eny amin’ny fonjamben’Antanimora ny tovolahy 22 taona, tratra nanodinkodina tovovavy tsy ampy taona tetsy Andoharanofotsy. Nanadala tovovavy 15 taona izy ka bevohokany. Nariany anefa rehefa teraka. Tonga nitory teny anivon’ny borigady Andoharanofotsy izy mianaka rehefa feno efa-bolana ilay zaza. Lehilahy iray, 17 taona, tratran’ny Polisin’ny CSP4 Isotry nangalatra moto […]
TSELATRA
Tonga teny amin’ny fitsarana Anosy, omaly maraina, ny fianakavian’ireo tanora namoy ny ainy vokatry ny fanapozinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza ny 14 jona lasa teo. Mitaky ny hamoahana ny marina momba io raharaha io izy ireo. Miantso ny fianakavian’ireo niharam-boina rehetra ihany koa hanao ny fitakiana. Lehilahy iray no voasambotry ny […]




