Mpifindra monina an-tsokosoko miisa 51 saron’ny polisim-pirenena tany Hajangona, kaominin’i Dembéni, Mayotte, ny alatsinainy 2 mey teo. Malagasy ny 50 tamin’ireo tratra raha toa ka Kongolais ny iray. Hampodiana eto an-tanindrazana avokoa ireo Malagasy nitsoa-ponenana ireo. Olona 11 voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP5 Mahamasina ny 2 jiona lasa teo […]
Tselatra
TSELATRA
Voasambotra omaly, ireo olona roa nandoro ny trano iray tany Tsararivotra Atsinanana, Amborovy Mahajanga, ny alahady lasa teo. Anisan’ izany ny tovovavy mpanampy an-trano teo aloha sy ny lehilahy iray nanampy azy nanatanteraka ny asa ratsy. Norobaina sy nodoran’izy ireo ny trano ary notsatohan’izy ireo tamin’ny antsy ny tovolahy nijanona […]
TSELATRA
Mpianatra 14 naratra vokatry ny tora-bato sy fifamonoana tao amin’ny tranon’ny mpianatra, tany Ambondrona, afakomaly alina. Maro ihany koa ny trano sy fotodrafitrasa simba vokatr’izany. Ady toerana hanaovana fivarotana, teo amin’ny samy mpianatra avy any amin’ny faritra Sava sy Sofia ny anton’ny olana, raha ny fanazavana voaray. Efa mandray andraikitra […]
TSELATRA
Taxi-be iray nirehitra teo amin’ny Jovena Anosizato Andrefana, omaly atoandro, tamin’ny 11ora sy sasany. Nifarimbona namono ny afo ny avy amin’ny zandarimaria teny an-toerana sy ny eo amin’ny tobin-tsolika. Nampiasana fasika sy extincteurs roa ny famonoana izany ary voafehy haingana. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny loza. Tsy nisy […]
TSELATRA
Nitrangana haintrano indray teny Ambohimanarina ampitan’ny tsena, omaly maraina. Antso vonjin’ny ankizy no nanaitra ny manodidina. Niredareda ny afo izay voalaza fa niainga avy amin’ny fifampikasohan’ny herinaratra. Tokantrano enina, monina ao anatin’ny trano telo, hotohoton’ny afo. Nifanampy tamin’ny famonoana ny afo ny mponina manodidina. Tsy nisy ny aina nafoy. Mpitondra […]




