Auteur/autrice : Adnews

Trafikan-drongony : Maorisianina telo migadra 15 taona

Voaheloka hisazy 15 taona an-tranomaizina ireo Mao­risianina telo lahy voasaringotra tamin’ny fanondranana zava-mahadomelina Cocaïne, ny 1 oktobra lasa teo. Tao­rian’ny raharaham-pitsarana azy ireo, mitovy avokoa ny sazy azon’ireto teratany vahiny ireto. Tambajotra matanjaka ity ravan’ny mpitandro filaminana ity noho izy ireo izay efa manana tendrom-pifandraisana manokana avy amin’ny faritra telo […]

Fianakaviana voatafika tany ampasika: Tavovavy rao voaolana, olon-dehibe telo naratra

Nanafika tokantrano iray tany Ampasika Alakamisy ny olon-dratsy miisa telo, ny alin’ny alatsinainy teo. Noratrain’izy ireo ny olon-dehibe miisa telo tao an-trano. Naolan’ireo jiolahy ny tovovavy roa zanaky ny tompontrano. Taorian’ny fikarohana nataon’ny zandary, voasambotra ny olon-dratsy roa. Notafihin’ny andian-jio­lahy mirongo fitaovam-piadiana ny tokantrano iray tany Ampasika, fokontany Ambohibary, kaominina […]

Tsipy kanetibe – Mada 2026: hiatrika ny «Tournoi estival 2027» ny CBC

Tanteraka soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Ambohitsaina, ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny “se­nior”, lehilahy, ny CBC Cecam Analamanga, nahitana an’i Jacky sy i Olivier ary i Tendry. Lasan’izy telo mirahalahy, araka izany, ny tapakila handehanana any France, […]