Auteur/autrice : Adnews

Sarimihetsika malagasy : Mbola maro ireo olana mila vahan’ny mpisehatra

Mbola lavidavitra ny tena famirapiratana ho an’ny sarimihetsika malagasy. Anisan’ireo sokajy « nafana » tamin’ny fakan-kevitra natao ny alakamisy teo koa ity seha-kanto iray ity. Misy vahaolana anefa avy amin’ireo mpisehatra. Lalàna mifehy, rafitra misahana, fahaiza-manao, fitaovana, sns. Samy mbola ahitana olana avokoa izany, ho an’ny sarimihetsika malagasy. Vory lanona ireo mpi­sehatra, […]

INDRAY MIJERY

Ho mora kokoa ny fiforonana orana tandrifin-drahona ho an’ny ilany avaratra andrefana sy ny afovoan-tany. Mbola ahina ihany koa ny hisiana havandra ho an’ny afovoan-tany. Ho mafy ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka atsimo atsinanan’ny Nosy. Vinavinaina hahatratra 55 km isan’ora ny hamafiny, anio, eo anelanelan’i Manakara sy Taolagnaro. Na­nome […]

“Peace Corps” : Amerikanina 20 mianadahy nanao fianianana

Nanao fianianana omaly ireo mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina vaovao, miisa 20, avy amin’ny Peace Corps. « Sambany teo amin’ny tantarany no nisy teratany Mala­gasy-amerikanina nilatsaka an-tsitrapo manao fanoloran-tena ho an’ny tanindrazany. Hitombo izany ny Malagasy hoavy hanao asa soa amin’ny alalan’ny Peace corps aoriana ao”, hoy ny masoivoho amerikanina. Nandritra ny fianianana […]

Mpianatra sy ny Croua : Henjan-droa ny tady

Mitondra fanazavana ny tomponandraikitry ny fandrin­drana ny trano fonenan’ny mpianatra (Croua) eny Ankatso manoloana ny korontana niafara tamin’ny fanakatonana birao. Ny alarobia teo no nampiantso ireo mpianatra tsy ara-dalàna ny tomponandraikitra. Nanakorontana ny mpianatra, ka niezaka nifanazava tamin’ izy ireo ny tomponandraikitra, saingy henjan-droa ny tady. Nitaona namana ireo mpianatra, […]

Secom : « Avereno ny fahazoan-dalana mamily fiara, taratasy”

Mitaraina ny mpitantana sekoly fianarana mamily fiarakodia eto Madagasikara, mivondrona ao amin’ny Secom. Efa nitondra ny hetahetany teny anivon’ny minisitera roa voakasika izy ireo. Mangataka ny hamerenana ny taratasy fahazoan-dalana mamily fiarakodia vita amin’ny baoritra toy ny teo aloha ny Syndi­cat des écoles de conduite de Madagascar (Secom), araka ny […]