Auteur/autrice : Adnews

Les Aigles du Carthage Tunisie: Hervé Renard no hanohy ny Mondial

Ilay frantsay, i Hervé Renard, no hitondra ny Les aigles du Carthage, Tunisie, eo amin’ny fanohizana ny «Mondial 2026». Izy no nosafidin’ny federasionina tonizianina. Asa goavana no miandry azy dia ny hanarina ny fahavoazan’i Tunisie, tamin’ny faharesena nahazo azy. Notendren’ny federasionina tonizianina hanohy ny “Mondial” miaraka amin’ny Les aigles du […]

INDRAY MIJERY

Ao anatin’ny fiahiana sy fampivoarana sahanin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, na­nantanteraka fidinana ifotony, niaraka tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohotra, ny ekipan’ny minisitera, ny alin’ ny talata lasa teo. Nisy ny fanentanana natao tamin’ireo olona tsy manan-kialofana sy matory eny amin’ny sisin-dalana teny amin’ny faritr’i Behoririka, Tsaralalàna, Ambo­hidahy ary Analakely. Nentanina […]

Sehatry ny fandraharahana : Hamoaka ny andiany Sahy ny Iscam

Hotontasaina ny 02 jolay 2026, eny amin’ny CCI, Ivato, ny fanolorana mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra nanaraka fiofanana teo anivon’ny Iscam Business School. Andi­any faha-35, ampitondraina ny anarana hoe: “Sahy” izy ireo, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ankadifotsy, oma­ly. Maneho tanjaka sy fahasahiana, herim-po ary fahavononana ny teny hoe Sahy […]

CEPE : 12 400 ny isan’ny tsy tonga niadina

Mahatratra 12 400 ny isan’ny mpiadina tsy tonga niatrika ny fanadinana CEPE ny talata lasa teo, manerana ny Nosy. Latsaka kokoa raha oharina ny tamin’ny taona 2025 izay nihoatra ny 14 000, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Manomboka anio ny fitsarana ny taratasim-panadinana rehetra taorian’ny fivoriana hitondrana ny […]

Fampianarana teny anglisy : Manokatra lalana sy mampifandray ny sehatra iraisam-pirenena

Rohy mampifandray ny fifanakalozana amina firenena maro ny fahaizana teny anglisy. Manokatra varavarana amin’ny sehatry ny asa koa ny fifehezana izany teny izany. Notanterahina teny amin’ ny ENS Ampefiloha ny fihaonambe momba ny fampianarana teny anglisy, omaly. Nahitana mpampianatra eny amin’ny anjerimanontolo sy mpampianatra teny anglisy eny amin’ny lycée avy […]