Tontosa teny amin’ny kianja Ankatso, ny sabotsy lasa teo, ny “Grand Open” taranja Tsipy kanetibe nokarakarain’ny ligy Analamanga. Nanohana ny lalao ary nanolotra ny amboara sy ny fanomezana rehetra tamin’ity, i Kawindre Tsakou, teratany karana. Nisongadina teo amin’ny veterans, i Lam sy i Mbolanamana izay nandresy an’i Hery sy i […]
Fanatajahantena
Karate – Tompondakan’Analamanga : Nisavoritaka fa nisy seksiona roa Antananarivo
Nisy disadisa ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Analamanga, taranja karate ny sabotsy lasa teo, teny amin’ ny kianja mitafon’Ankatso. Nanana seksiona roa mantsy Antananarivo Renivohitra tonga teny an-toerana ka izay no nisian’ny olana. «Nahavita ny fiadiana ny ho tompondakan’ny seksiona izahay ny 22 aogositra lasa teo. Nahazo tapakila hiatrehana […]
Barean’i Madagasikara : Nesorina tanaty lisitra i Zacharie Boucher
Taorian’ny kiana sy fanehoan-kevitra isan-karazany, nalana tao anatin’ny lisitry ny Barea i Zacharie Boucher. Nitsipaka ny fanapahan-kevitry ny mpanazatra ny federasionina. Nikoropaka ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) manoloana ny fanehoan-kevitry ny mpankafy baolina kitra. Ireto farany izay tsy mankasitraka ny fanendrena an’i Zacharie Boucher ho mpiandry tsatoby ny Barea. […]
Karate – Fifaninanana maneran-tany : Miantso fanampiana ireo ray aman-dreny
Hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo mpikatroka malagasy efatra mianadahy, i Ornella Iriantsoa, Ayrton, Tiary, ary Mathieu. Manoloana izany, manao antso avo amin’ny fanjakana ny ray aman-drenin’izy ireo. Raha ny fanazavana nataon’izy ireo, […]
World Tae-kwon-do Poomsae : Raraka sahady i Nicolas de Gonzague
Nifarana sahady ny lalan-dRandriamiandrisoa Nicolas de Gonzague, nandritra ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja tae-kwon-do WT ho an’ny fihetsika mirindra (Poomsae). Fihaonana tanterahina any Chuncheon, Korea atsimo. Omaly, lavon’ilay teratany Bulgare i Biser.Hristov izy ho an’ny sokajy latsaky ny 60 taona. Poomsae roa no nifanintsanan’izy mirahalahy dia […]





