Fanatajahantena

ASIEF Nasionaly 2026 : Mpiasam-panjakana 13 000 andrasana

Hotanterahina afaka iray volana eo ny fifaninanana nasionaly eo anivon’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires), ho an’ny taona 2026. Tsy miova ny toerana sy ny daty fa hatao any Manakara, ny 17 hatramin’ny 29 aogositra izao, ity fifaninanana ity. Manodidina ny 13 000 eo ny mpiasam-panjakana andrasana. Mandroso […]

Lions de l’Atlas Maroc : Resy saingy nahazo vola 19 tapitrisa dolara

Nifarana teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny dian’ny Lions de l’Atlas Maroc, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, «Mondial 2026». Nofaranan’i France ny lalan-dry zareo. Na resy aza ny Maraokanina, mitondra volabe mody an-tanindrazana. Nandao ny “Mondial 2026” ny Lions de l’Atlas Maroc, rehefa lavon’i France teo amin’ny dingana ampahefa-dalana. […]

Lalao ampahefa-dalana: Tsontsorimamba hisarahana ny an’i Espagne sy i Belgique

Anisan’ny lalao hanamarika ny ampahefa-dalana, anio, ny fifandonan’ny La Furia Roja Espagne sy ny Diables Rouges Belgique. Fanintelony amin’izao ny roa tonta no hidona eo amin’ny sehatry ny “Mondial”. Samy nahazo fandresena iray avy. Eto no fisarahan-dalana ho azy ireo. Hotanterahina anio zo­ma, ao amin’ny Ingle­wood Los Angeles, ny lalao […]