Miato ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026», ho an’ity andro alarobia ity. Efa fantatra avokoa ireo ekipa 8 tafita amin’ny dingana ampahefa-dalana. Firenena goavana maro no nihintsana. Tsy misy tafita ihany koa ireo mpampiantrano miisa telo. Tapitra omaly ny dingana ampaha-16-ndalana hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”, […]
Fanatajahantena
Karate-« Coupe Internationale » : Atleta maherin’ny 400 no andrasana
Hotanterahina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 10, 11 ary 12 jolay izao, ny fifaninanana « Coupe Internationale d’Antananarivo », taranja karate. Atleta maherin’ny 400 no andrasana amin’izany. Efa vonona ny fikarakarana ary efa manomboka tonga eto an-toerana, ny alahady teo, ireo mpikatroka avy amin’ny firenena hafa nasaina. Ho an’i Mayotte, 12 […]
« Yas Coupe » – ampahefa-dalana : Hanala vela amin’ny CFFA ny Cosfa
Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboara nasionaly « Yas Coupe 2026 », ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Cosfa miaramila. Notanterahina tetsy amin’ny orinasa Yas Madagascar Andraharo ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Yas Coupe 2026». Tafaverina hifanandrina amin’ity amboara nasionaly ity indray ny CFFA […]
Famaranana ny ampahavalon-dalana : Hifampitana i Messi sy i Mo Salah, anio
Anisan’ny fihaonana andrandrain’ny rehetra, indrindra ny afrikanina, ny lalaon’ny Albiceleste, Argentine sy ny Faraonan’i Egypte. Hifampitana mafy, araka izany, i Lionel Messi sy i Mo Salah. Tsontsorimamba isarahana ny an’ny roa tonta amin’ity. Hifarana anio talata, ny dingana ampahavalon-dalana, hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”, tanterahina any Canada, Mexique […]
Baolina Kitra – “Yas Coupe de Madagascar” : Nofaranan’ny Ajesaia ny dian’ny Disciples Fc
Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo, ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Yas Coupe 2026. Maro ireo klioba sangany mbola manohy ny diany amin’ity fifanintsanana ity, anisan’izany ny Elgeco Plus, tompon’ny amboara farany, ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara, ny Cosfa Miaramila, ny Fc Rouge, izay nandresy tsy […]




