Hotanterahina any Manakara sy Vohipeno, ny 17 hatramin’ny 27 aogositra izao, ny fifaninanam-pirenena natokana ho an’ny mpiasam-panjakana eo anivon’ny Asief na Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires. Manodidina ny 15 000 eo ny mpandray anjara amin’izany. Tanjona ny hanetsehana ireo mpiasam-panjakana sy hananana fahasalamana ao anatin’ny fanatanterahana ny asa, […]
Fanatajahantena
Rallye – Course de côte : Hatao eny Volomborona
Ny Course de côte no hanombohan’ny Federation sport-automobile malagasy (FSAM) ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina ny sabotsy 11 sy ny alahady 12 avrily ho avy izao, eny amin’ny lalana Volomborona ny fifaninanana. Mpikarakara izany ny klioba Asacm. Sambany handray izany fifaninanana izany ity “circuit” ity izay efa nanaovana dingana manokana “ES”, […]
Pureplay Football League : Nisaraka ady sahala ny Disciples sy ny Elgeco Plus
Samy tsy nisy nivoaka ho mpandresy na ny Disciples FC na ny Elgeco Plus, omaly, teny By-pass. Mbola mijanona ho laharana amin’ity PFL ity ny Disciples FC ary faharoa kosa ny Elgeco Plus. Rava sahala! Niampy isa iray indray ny an’ny Disciples FC Vakinankaratra sy ny Elgeco Plus Analamanga, amin’ity […]
Rugby – AROI 2026 : Hanana solontena roa isan-tsokajy ny Makis
Hotanterahina eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny zoma sy ny sabotsy ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’ ny ranomasimbe Indianina, taranja Rugby lalaovin’olona fito. fifaninanana karakarain’ny Aroi. Natokana ho an’ny tanora latsaky ny 16 taona na ny U16 sy ny U18 ny fifanintsanana. Ahitana solontena malagasy roa avy izany. […]
Basikety-Tanà Ville : Tompondakan’ny N1B ny Lucadro sy ny NBE
Tontosa ny alahady 29 marsa lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankatso, ny famaranana teo amin’ny sokajy N1B, anivon’ ny seksiona Antananarivo Renivohitra. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny Lucadro, teo amin’ny sokajy vehivavy, raha toa ka ny NBE kosa ny teo amin’ny sokajy lehilahy. Avo lenta ireo lalao famaranana raha ny […]




