Ho fankasitrahana ny zava-bitan’ny maitre Harry Brandon tamin’ny Judo malagasy, notoloran’ny federasiona malagasin’ ny Judo mari-pankasitrahana sy nomena ny grady 3è Dan izy. Handao an’i Madagasikara tanteraka izy rehefa nahavita be teo amin’ity taranja ity. Niasa teto Madagasikara, nandritra ny taona maro, ny maitre Harry Brandon Kindelberger, nanangana ny klioban’ny […]
Fanatajahantena
Echec-Rakotomaharo Fy: hiakatra «Grand maitre international» amin’ity 2024 ity
Mandalo eto Madagasikara ny Maitre international (MI) Rakotomaharo Fy, Malagasy mpilalao, taranja Echec, mila ravinahitra any Frantsa. Nisy ny resadresaka nifanaovana taminy. Gazety Taratra(*): Mandalo eto Madagasikara ianao, misy antony manokana ve ahatongavanao eto? Rakotomaharo Fy(-): Araka ny efa fantatra, tanterahina eto Madagasikara ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, Zone 4.4, […]
Rugby – “AROI 2024”: hifantina Makis kely ny Federasiona
Hanatontosa fifantenana ho an’ireo izay handrafitra ny Makis, sokajy zandriny U16 sy U18, lahy sy vavy, ny Malagasy Rugby. Hetsika hatao ny sabotsy 13 janoary ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Anton’izany, araka ny nambaran’ny tale teknika nasionaly, ny fanomanana ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho […]
Echec-“Afrika 2023”: hanomboka, anio, eny Ambohimangakely
Hatao eny amin’ny Hotel Destiny Ambohimangakely, manomboka anio, ny fiadiana ny ho tompodakan’i Afrika, Zone 4.4, taranja lalaon-tsaina Echec. Firenena 8 (i Soudan, Seychelles, Maurice, Kenya, Ethiopie, Djibouti, Somalie ary i Madagasikara), amin’ny 15 eto amin’ny Zone 4.4 no handray anjara, ahitana mpilalao 21 lahy sy 15 vavy. Malagasy ny […]
Balary Stadium : hamolavola ankizy ho matihanina amin’ny baolina kitra
Manana ny lazany ao Anosizato Andrefana ny Balary Stadium. “Fotodrafitrasa natsangana hamolavolana ireo ankizy ho tonga matihanina amin’ny baolina kitra”, hoy Rabekijana Soloariala, tomponandraikitry ny serasera sady “staff téchnique”. Gazety Taratra (*): Inona ny antony nananganana ny Balary Stadium? Rabekijana Soloariala (-): Voalohany indrindra ny fitiavana ilay taranja. Eo koa […]




