Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny QG Ankorondrano ny Local Conference of Youth on Climate Change (LCOY) Madagascar 2026. Hetsika iraisam-pirenena nokarakarain’ny Alliance Aika, niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy. Sehatra iray manan-danja ho an’ny tanora ny LCOY. Hahafahan’izy ireo maneho ny feony, mizara ny fijeriny ary mamolavola tolokevitra momba ireo […]

Tetikasa Ankizy : Miisa 3 000 ireo nahazo tombontsoa

Fahombiazana. Tsara ny vo­katra ho an’ny tetikasa Anki­zy, tohanan’ny Agence française de développement sy ny fikambanana Sœur Emma­nuel­le (Asmae). Tafakatra 3 000 ireo ankizy nisitraka fanohanana avy amin’ny tetikasa, nandritra ny 9 taona niasany. Nanome tantsoroka ireo akany fibeazana zaza sahirana miisa efatra teto amin’ny faritra ny tetikasa, hanohanana ireo […]

Bakalorea 2026 : Dingana faharoa ho an’ny sampana teknika

10 859 ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinana bakalorea ho an’ny sampana teknika sy teknolojika manerana ny Nosy. Mahatratra 4 555 no miatrika izany eto Antananarivo. Nosantarina omaly ny dingana faharoa izay haharitra hefarana. Samy manana ny taranja natrehiny ny mpiadina, arakaraka ny lalam-piofanana nosafidiany. Nizotra tsara ny tapany maraina ary […]

Fampidirana mpianatra : Andaniana hatramin’ny 400 000 Ar ny ankizy iray

Hisantatra ny taom-pianarana 2026-2027 ny 7 septambra ho avy izao ny mpianatra amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa eto Madagasikara. Fotoana fanangonan’ny ray aman-dreny ny fitaovana izao hanamaivanana ny fandaniana mifandraika amin’izay. Manomana ny fitaovana sy ireo kojakoja ilain’ny mpianatra ny ray aman-dreny amin’izao fotoana izao. Rehefa vita ny fanamafisana ny […]

Varotra fanafody tsy ara-dalàna: Nidina ifotony ireo tomponandraikitra

Ho fiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka, notanterahina nandritra ny tsena Sabotsy, tao Ankadinondry, ny hetsika fanafoanana ny varotra fanafody ankalamanjana. Niara-ni­entana, tamin’izany, ny mpiasan’ny fahasalamana, ny kaominina ary ny Zandari­mariam-pirenena. Taorian’ny fampitandremana nomena ireo mpivarotra voakasika izany, herinandro mialoha, nidina ifotony ireo tomponandraikitra nijery sy nandray fepetra tamin’ireo izay mbola minia […]