Tsy nisy tranga vaovao amin’ny valanaretina Mpox voatily ny sabotsy lasa teo, araka ny vaovao nomen’ny Cousp nasionaly. 3 589 ny tranga voamarina nanomboka ny 18 desambra 2025 hatramin’ny faran’ny herinandro teo. 2 865 ny sitrana ary 23 namoy ny aina ka ireo mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida no maro anisa […]
Fiaraha-monina
Vovonana Tantana: misokatra amin’ny tanora mpitarika
Am-perinasa tanteraka ny vovonana Tantana ankehitriny, herinandro taorian’ny nijoroany tamin’ny fomba ofisialy. Sehatra iray ivondronan’ny tanora mpitarika sy ireo raiamandreny resy lahatra amin’ny fanohanana ny fanavaozana sy ny Kly Randrianirina Michaël izany. Misokatra amin’ny sokajy sy ankolafy samihafa izy. Mametraka ny fahavononana sy asa ho enti-mampandroso fa tsy mijanona amin’ny […]
Bazarikely Toamasina: nohamafisina ny fantson-drano
Manoloana ny tranga fahamaizan’ny tsena bazarikely Toamasina, izay saika miseho isan-taona. Amafisina ilay fantson-drano efa miasa ary hampiana fantson-drano miisa telo manodidina ny tsena. Teo aloha, tsy misy afa-tsy fantson-drano (bouche d’incendie » iray ihany tao an-toerana, izay eo anoloan’ny Score. Nambaran’ny ben’ny Tanàna, Andriafanomezantsoa Alain, fa mbola fotodrafitrasa napetraky fitondram-panjakana […]
Ivon’ny fanavaozana ny Repoblika: hampirindra ny faritany mizaka tena
Teny amin’ny boriborintany fahadimy indray ny Ivon’ny fanavaozana ny Repoblika (IFR), izay tarihin’ny filohany Rabetsitonta Tovonanahary, ny faran’ny herinandro teo. Nitondra ny heviny tamin’ireo mponina teny an-toerana mahakasika ny fanjakana mizaka tena izay voiziny izy ireo. Tamin’izany no nitondran-dRazafimanantsoa Jerison, teknisianina ao amin’ny IFR fanavaozana fa firehan-kevitra roa no misy […]
Fanabeazana: hanomboka anio ny taom-pianarana 2026- 2027
Hiverina an-dakilasy manomboka anio ny mpianatra amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa manerana ny Nosy, ho an’ny taom-pianarana vaovao 2026-2027. Hifarana ny 30 oktobra ho avy izao ny roa volana voalohany ary hiroso amin’ny fitsaharana ny 31 oktobra hatramin’ny 8 novambra ho avy izao. Ny 9 novambra ka hatramin’ny 23 desambra […]




