Fiaraha-monina

CEPE : tsara ny voka-panadinana teto an-drenivohitra

Tsara ny vokatra CEPE, teto Antananarivo Renivohitra sy ny Cisco manodidina. Nidina ny fahaizan’ny mpianatra tao Toamasina. Marefo ny vokatra any Kandreho. 77, 10% ny taham-pahafahana fanadinana CEPE teto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, nivoaka tamin’ny faran’ny herinandro. Tsara koa ny voka-panadinana ho an’An­tananarivo Avaradrano. 84,24% ny taham-pahafahana raha 82,60% tamin’ny […]

CUA-SMA…. Notokanana ny STBV ao amin’ny EPP Antanjombe Avaratra

Notokanana omaly, ny toerana fanodinana tay ho lasa akora azo ampiasaina (STBV, Station de Traitement des Boues de Vidange), ao amin’ny EPP Antanjombe Avaratra – Ambohimanarina, Boriboritany faha-6. Tanjona ny hahafahana mamatsy « biogaz » sy herinaratra ho afaka hampiasain’ny « cantine »-n’ ny EPP. Mamatsy zezika ahafahana mikarakara ny […]

Andron’ny firaisankina ho an’ny ankizy: nizara fanomezana 2 000 ny Orange 

Ho fanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena, nanolotra fanomezana (nahitana arendrina, sakafo, boky…) ho an’ny ankizy 2 000 ny orinasa Orange Madagascar manerana ny Nosy miaraka amin’ny sampandraharahan’ny minisiteran’ny Mponina any an-toerana. “Ankizy 1 000 anatin’ny faritra 13 ny iantefan’ny hetsika, ankoatra ny eto Antananarivo, ho fanamarihana ny Andro ho an’ny firaisankina ho an’ny […]

Mamely ny aretina efaha

Misy aretina antsoina hoe efaha mamely ny lomotra mena, izay tsy mbola nahitana fanafody mahomby hatramin’izao. Fomba iray hisorohana ny fifindran’ny aretina amin’ny fambolena rehetra mifanakaiky ny fanesorana mialoha ny lomotra simba ary angonina ny fako isaky ny roa volana. Soloina fitaovana vaovao ny lanjan’ny fako voaangona ary misitraka tosika […]