kolon-tsaina

Festival « Ode to peace” : Nandray anjara ny Zanabaliha

Tontosa ny 9 aogositra ka hatramin’ny 16 aogositra, tany Chine, ny Festival «Ode to peace» na ilay hetsika lehibe ho an’ny fandriampahalemana. Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny mpianatra avy ao amin’ny «Zanabaliha», foibe fikarohana sy fampianarana momba ny mozika. Ny 12 aogositra no nandray anjara ireto solontenan’i Madagasikara ireto. Tafiditra […]

Andro iraisam-pirenena : Tsy mitsaha-midina ny lanjan’ny saripika ho an’ny Malagasy

Tia maka sary ny Malagasy? Toa tranga fahita maneran-tany ihany io. Ny fitaovana hoenti-manatanteraka izany rahateo efa eny am-pelantanan’ny tsirairay. Raha io tranga io, tokony hivelatra sy hanan-danja eny amin’ny fiarahamonina ny saripika? Isa, roa, telo, azo ny sary! Tany amin’ny taona 1970 – 1980, mbola faheno matetika io fehezanteny […]

TARATRY ny KANTO

« Sa.Crée », fampisehoana marolafy, ao amin’ ny Cités des cultures Antaninarenina, ny 20 aogositra izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Hanam­­batra an-tsehatra ny teatra sy ny dihy ry Vony Ranala sy Marion Huet, mandritra izany. Tetikasa hitondra forona vaovao izy ity, izay kasaina hitohy amin’ny fotoana sy ny toerana […]

« Festival Sôrogno Ambanja »: Ireo mpanakanto andrasan’ny mponina no halahatra

Tarika maherin’ny 5 isaky ny alina no handray anjara. Fampisehoana mozika no tena hibahana mandritra ny « Sorogno », na eo aza ireo hetsika maro hafa amin’ny maha « Festival » azy. Hetsika ara-kolontsaina anisan’ireo zokiny in­drindra sy tsy mba niatoato ny « Festival Sorogno ». Reharehan’Ambanja ny he­tsika, satria sady fitaratra amin’ny hetsika […]