kolon-tsaina

Hira evanjelika : Nahatafita hafatra ny « Miara-midera »

Notanterahina omaly, tao Antsahamanitra ilay fampisehoana rindran-kira evanjelika lehibe nampitondraina ny lohateny: « Miara-midera ». Tamin’ny ankapobeny, hafatra roa lehibe no nampitaina. Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-36 taona niasan’ i Lalao Andriamahandrisoa ka nisahanany ny andraikitra maha ” chef de choeur ” azy sy hanohizany ny 36 taona manaraka indray. Teo ihany […]

Tontolon’ny haify : Milaza ny tsiambaratelony ny Chef Marius Rafiakarana

Tontolon’ny fandrahoan-tsakafo. Endrika tsy zoviana i Marius Rafiakarana. Iray amin’ireo nitondra fivelarana lehibe eo amin’ny haify. Mandia ny faha-40 taona nirotsahany tao anatin’io sehatra io izy, ankehitriny. «Nanaraka ireo antanantohatra rehetra takin’ny fomba fahandroan-tsakafo aho », hoy i Marius Rafiakarana, izay mandia ny faha-40 taona nandalinany ny tontolon’ny haify. Ilaina hatrany […]

TARATRY ny KANTO

Dozzy Njava sy Teta, etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Anio, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ity fiarahan’ny samy andrarezina ity. Mazava loatra fa manodidina ny mozika avy any Atsimo, ny tsapiky sy ny beko, sns, no holalaovin’izy roa lahy mandritra izany. Vahiny manokana mandritra ny seho i Tsy Miady, […]

Kolontsaina sy soatoavina: Miaina ny tsy sahaza azy ny Malagasy

Tsy nahavita ny adidiny ny ray aman-dreny? Fahiny, fa­hagola, tany ambadik’Ima­nareza, raha ny tadidy vava sy ny lovantsofina, niaina tao anatin’ny fiarahamonina tsara rindra ny Malagasy. Nifanaja, nifanampy… Taona 2026, ireo « vaventy », mitelina ny « ke­ly ». Zaza, tanora, halaina an-kery, vonoina sy halatsak’aina. Tsy mba nahazo ny fanabeazana sahaza azy ireo manatanteraka […]