Marihina isan-taona ny andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana. Misy ny fanamby ho an’ny fampiroboroboana ny teny malagasy, izay tenindreny, teny ibeazana ho antsika. Manankarena fahasamihafana izany. “Tenindreny, teny mampandroso”, io no lohahevitra nosafidiana nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny, omaly. Nisy ny lanonana tsotra fa manan-danja, nanamarihana izany […]
kolon-tsaina
« Sokela, la parole du Sud » faha-12: misongadina ny fanabeazana
Azon’ireo any ampitan-dranomasina jifaina, eny anivon’ny trano famakiana sy fivarotam-boky maro, nanomboka omaly, ny « Sokela, la parole du Sud », laharana faha-12, notontosain’ny Profesora Rasamoelina Henri. Tsiahivina fa ny 15 febroary 2024 no nivoahany tamin’ny fomba ofisialy ho an’ny eto Madagasikara. Lahatsoratra 17 no mandrafitra azy ity, ary Malagasy mpikaroka miisa […]
Vazo an-gitara : hisy indray ny “Revy Lôlô sy Feo Gasy”
Sarotra ny fotoana iarahan’ny tarika manontolo an-tsehatra. Any ivelany no miasa sy monina ny mpikambana sasany, na ho an’ny tarika Feo Gasy na ny Lôlô sy ny tariny. Manohy ny “revy” kosa ireo mpikambana aty an-tanindrazana, ary tsy mampaninona ireo mpankafy izany. Hisy indray, araka izany, ny “Revy Feo Gasy […]
« Velapiainana »: hamoaka ny tsiambaratelom-pitiavany Ratsifa
Tsy tazana loatra ao anatin’ny sanganasany ny zavatra iainany. Ratsifa, mpanoratra miaina tahaka ny olon-drehetra. Hiresaka momba ny fitiavana izy sy i Maneho anio. Dinika nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*) : Hotanterahina anio, etsy amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny velakevitra « Velapiainana ». Ny ho fizotry ny hetsika ? Ratsifa (-) : Amin’ny […]
« Variations »: hahazo tombony ny mpisehatra haisoratra
Tontosaina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny 21 sy 24 febroary 2024, ny “Variations”. Mpahay kanto maro samihafa no hiandraikitra ny fanatontosana izany, mandritra ireo fotoana ireo. Mandray anjara amin’izany Mose Njo, Elie Ramanankavana, Hary Rabary, Kemba Ranavela ary i Njaka Rakotonirainy. Handravaka ity hetsika ity ihany […]




