Mby aiza ny fampandrosoana? Rehefa mifanohana ny Malagasy, tsisy zavatra sarotra tsy ho tanteraka, araka ny nambaran’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Mila mifanampy isika Malagasy… “Mila mifanampy sy mifanohana isika. Rehefa mifanohana ny Malagasy, tsisy zavatra sarotra tsy ho tanteratsika. Rehefa miray fo sy saina isika, tsy mihaino an’izay manakotaba […]
Taratra
Sehatra iraisam-pirenena: Tsy fitondram-panjakana maneran-tany ny Firenena mikambana
Nanomboka tamin’ny 9 septambra lasa teo ny fivoriamben’ny Firenena mikambana (ONU). Amin’ ny 24 oktobra ny fankalazana ny faha-80 taonany, hanaovana ihany koa ny fivoriambe faha-80 ny 22-27 septambra. Izay tsara ho fantatra… Fikambanana iraisam-pirenena misy firenena 193, nanomboka tamin’ny 14 jolay 2011, ny ONU. Niorina tamin’ny 24 oktobra 1945 […]
Lôlô sy ny tariny : Mandalo an-tanindrazana ireo mpikambana sasany
Mandalo eto i Dina, Ra-Play, Gôda, Pasy ary i Erick Manana. Ho tafaraka indray amin’i Benny sy Bebey, izay mpikambana ao amin’ny Lôlô sy ny tariny eto an-tanindrazana ry zalahy avy any ivelany. Mazava loatra fa hisy indray ny “Revy Lôlô sy ny tariny”, toa izay notontosain’izy ireo tamin’ny roa […]
TARATRY ny KANTO
Hisokatra amin’ny fomba manetriketrika ny taom-pianarana 2025 – 2026 ho an’ny fampianarana kabary iandraiketan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Ny sabotsy 13 septambra izao, amin’ny 8 ora maraina (ora eto Madagasikara) no hanatanterahina izany. Hizara roa ny fandaharam-potoana. Fanokafana araka ny fenitra Fi.Mpi.Ma sy atrikasa ho an’ireo izay hampianatra kabary, […]
Zavakanto an-tanàn-dehibe : Misy fiantsoana ireo manan-talenta
Hiverina ny “Festival d’art urbain”. Homarihina ny faha-10 taonan’ity hetsika lehibe ho an’ny zavakanto an-tanàn-dehibe ity, ny 17 hatramin’ny 26 oktobra izao, raha ny nambaran’ny avy ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Ny fikambanan’ireo mpanakanto mivondrona ao rahateo no mikarakara izany sy manao antso avo amin’ireo namany manan-talenta mba handray anjara […]




