“Hitolona ho an’ny Malagasy maro…!” Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny taranja tolona ambony torapasika, “Beach Wrestling”, mandritra ny lalao olympika ho an’ny tanora (JOJ) hatao atsy Dakar, Senegal, ny volana novambra ho avy io, Randriatiana Nomenjanahary Francia, 16 taona ao anaty sokajy -45 kilao. Mialoha io fifanintsanana io, nilaza ny […]
Taratra
« Tamberina »: manome fotoana amin’ny taona ho avy i Nono
Feno fihetseham-po. Izay no azo hamintinana ny seho roa nataon’i Nono, tetsy amin’ny CCEsca sy tetsy amin’ny Havoria, ny alin’ny zoma teo. Namaly hatrany ireo mpankafy azy. I Nono kosa tsikaritra ho feno hafaliana, ka navoakany tamin’ny talentany izany. Soa ka niaraha-nihira avokoa ry «Ilay Masoandro», «Mandondona», «Miaka-midina», «Ankizy milalao», […]
« Marina mafy »: anaty ran’i Joely ny fampihomehezana
Tsy nisy nahavita toa azy, hatreto. I Joely no mpampihomehy voalohany nahafeno ny Lapan’ny fanatanjahantena. Izy koa no nahavita nampihomehy mpijery nandritra ny ora telo mahery. «Marina mafy !». Tena nampiaiky ny rehetra, araka ny anaran’ny fampisehoana nataony mihitsy, raha ny talentan’i Joely. Tena mikoriana anaty rany ny fampihomehezana, ary vavolombelon’izany […]
Alinirina Enica: mahavokatra be ny mangahazo atao compost
“Mpisitraka ny tetikasa “Vatsin’ankohonana” efa hatramin’ny taona 2024 aho, renim-pianakaviana mamelona zaza telo. Mamboly sy miompy no tena asako”, hoy i Alinirina Enica. Tany aloha, voly saritaka ny fomba fambolena ny mangahazo, zara raha misy vokatra. Nampianarina azy ny fomba fambolena “Basket compost” ka tsy mampino ny vokatra tamin’ny mangahazo […]
Fitaterana ana habakabaka: hiverina tsy ho ela ny Air Madagascar
Efa mikarakara ny fiverenany ho amin’ny marika Air Madagascar ny orinasa Madagascar Airlines. Vinavinaina ho tafapetraka manodidina ny faran’ny volana oktobra ny fiovana raha ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Madagascar Airlines, Rabarilala Rado, ny faran’ny herinandro teo. Efa efa-bolana nitantanana ny orinasany mantsy ny tenany ka nilaza fa mandroso ny dingan’ny […]




